Al-Mursalat · 19/50
Fandikana Fanononana — Surah Al-Mursalat
وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ ۝١٩
Wailunw yawma `izil lil mukazzibeen
📖 Dikany Malagasy
loza ho an'ireo izay mpandà izany andro farany izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 17-21 — Surah Al-Mursalat

17ثُمَّ نُتْبِعُهُمُ الْآخِرِينَ
Moa tsy nampanarahanay azy ireo va ireo farany,
18كَذَٰلِكَ نَفْعَلُ بِالْمُجْرِمِينَ
toy izany no ataonay amin'ireo mpanao ratsy.
19وَيْلٌ يَوْمَئِذٍ لِّلْمُكَذِّبِينَ
loza ho an'ireo izay mpandà izany andro farany izany.
20أَلَمْ نَخْلُقكُّم مِّن مَّاءٍ مَّهِينٍ
Tsy noharianay tamin'ny tsiranoka ratsy va ianareo,
21فَجَعَلْنَاهُ فِي قَرَارٍ مَّكِينٍ
izay napetrakay tamin'ny toerana voaaro,
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
19Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 19

Surah Al-Mursalat Andininy 19 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : loza ho an'ireo izay mpandà izany andro farany izany.

Surah Andininy 19/50 — Surah Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Mursalat Henoy, Surah Al-Mursalat Fandikana, Surah Al-Mursalat mp3, Surah Al-Mursalat pdf. Andininy 17–21. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers