Al-Mursalat · 6/50
Fandikana Fanononana — Al-Mursalat
عُذْرًا أَوْ نُذْرًا ۝٦
Uzran aw nuzraa
📖 Dikany Malagasy
ho fialan-tsiny, na ho fampitandremana !

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Al-Mursalat

4فَالْفَارِقَاتِ فَرْقًا
Mianiana amin'ireo mpanasaraka mazava (ny tsara sy ny ratsy) Aho,
5فَالْمُلْقِيَاتِ ذِكْرًا
Izay mandefa fampahatsiarovana.
6عُذْرًا أَوْ نُذْرًا
ho fialan-tsiny, na ho fampitandremana !
7إِنَّمَا تُوعَدُونَ لَوَاقِعٌ
fa tsy azo ialana izay nampanantenana anareo.
8فَإِذَا النُّجُومُ طُمِسَتْ
Rahoviana àry vao ho voafafa ireo kintana,
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 6

Surah Al-Mursalat Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ho fialan-tsiny, na ho fampitandremana !

Surah Andininy 6/50 — Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mursalat Henoy, Al-Mursalat Fandikana, Al-Mursalat mp3, Al-Mursalat pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers