An-Naba · 21/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
إِنَّ جَهَنَّمَ كَانَتْ مِرْصَادًا ۝٢١
Inna jahan nama kaanat mirsaada
📖 Dikany Malagasy
ny helo dia miambina fatratra,

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — Surah An-Naba

19وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.
20وَسُيِّرَتِ الْجِبَالُ فَكَانَتْ سَرَابًا
Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny maso.
21إِنَّ جَهَنَّمَ كَانَتْ مِرْصَادًا
ny helo dia miambina fatratra,
22لِّلطَّاغِينَ مَآبًا
mba honenan'ireo mpikomy,
23لَّابِثِينَ فِيهَا أَحْقَابًا
ka hitoetra ao izy ireo an-jato taonany maro mifanesy,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — An-Naba 21

Surah An-Naba Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ny helo dia miambina fatratra,

Surah Andininy 21/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers