An-Naba · 20/40
Fandikana Fanononana — Surah An-Naba
وَسُيِّرَتِ الْجِبَالُ فَكَانَتْ سَرَابًا ۝٢٠
Wa suyyi raatil jibaalu fa kaanat saraaba
📖 Dikany Malagasy
Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny maso.

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-22 — Surah An-Naba

18يَوْمَ يُنفَخُ فِي الصُّورِ فَتَأْتُونَ أَفْوَاجًا
Ilay andro hitsofana ny anjomara ka hahatongavanareo amin'ny andiany maro.
19وَفُتِحَتِ السَّمَاءُ فَكَانَتْ أَبْوَابًا
Ary ho sokafana ny lanitra ka hisian'ireo varavarana maro.
20وَسُيِّرَتِ الْجِبَالُ فَكَانَتْ سَرَابًا
Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny maso.
21إِنَّ جَهَنَّمَ كَانَتْ مِرْصَادًا
ny helo dia miambina fatratra,
22لِّلطَّاغِينَ مَآبًا
mba honenan'ireo mpikomy,
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — An-Naba 20

Surah An-Naba Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hihetsika ireo tendrombohitra ka lasa hanana endrika mamitaka ny…

Surah Andininy 20/40 — Surah An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naba Henoy, Surah An-Naba Fandikana, Surah An-Naba mp3, Surah An-Naba pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers