An-Naba · 8/40
Fandikana Fanononana — An-Naba
وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا ۝٨
Wa khalaq naakum azwaaja
📖 Dikany Malagasy
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — An-Naba

6أَلَمْ نَجْعَلِ الْأَرْضَ مِهَادًا
Moa ve tsy nataoko ho toeram-pialan-tsasatra ny tany?
7وَالْجِبَالَ أَوْتَادًا
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny andry iankinany?
8وَخَلَقْنَاكُمْ أَزْوَاجًا
Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.
9وَجَعَلْنَا نَوْمَكُمْ سُبَاتًا
Ary nataoko ho fialan-tsasatra ho anareo ny torimasonareo.
10وَجَعَلْنَا اللَّيْلَ لِبَاسًا
Ary nataoko ho toy ny firakotra ho anareo ny aizin'ny alina.
An-NabaFizahan-takila Koraña
40Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — An-Naba 8

Surah An-Naba Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nohariako ho lahy sy vavy ianareo.

Surah Andininy 8/40 — An-Naba النبأ (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Naba Henoy, An-Naba Fandikana, An-Naba mp3, An-Naba pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers