An-Nazi'at · 28/46
Fandikana Fanononana — An-Nazi'at
رَفَعَ سَمْكَهَا فَسَوَّاهَا ۝٢٨
Raf`a sam kaha fasaw waaha
📖 Dikany Malagasy
Nataony ho ambony toerana ary vita mitovy tantana,
🎧 Henoy

📜 Andininy 26-30 — An-Nazi'at

26إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَعِبْرَةً لِّمَن يَخْشَىٰ
Izany toe-javatra izany dia fampieritreretana lehibe tokoa ho an'izay manana fahatahorana an'I Allah.
27أَأَنتُمْ أَشَدُّ خَلْقًا أَمِ السَّمَاءُ ۚ بَنَاهَا
Moa ve ny fahariana anareo dia nanao sarotra tokoa nohon'ny nahariana ny lanitra izay naoriny.
28رَفَعَ سَمْكَهَا فَسَوَّاهَا
Nataony ho ambony toerana ary vita mitovy tantana,
29وَأَغْطَشَ لَيْلَهَا وَأَخْرَجَ ضُحَاهَا
Nataony ho maizina ny alina ary nohazavany ny androny,
30وَالْأَرْضَ بَعْدَ ذَٰلِكَ دَحَاهَا
Ary ny tany kosa taorian'izany dia nataony midadasika,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
28Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 28

Surah An-Nazi'at Andininy 28 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataony ho ambony toerana ary vita mitovy tantana,

Surah Andininy 28/46 — An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nazi'at Henoy, An-Nazi'at Fandikana, An-Nazi'at mp3, An-Nazi'at pdf. Andininy 26–30. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers