At-Tariq · 17/17
Fandikana Fanononana — Surah At-Tariq
فَمَهِّلِ الْكَافِرِينَ أَمْهِلْهُمْ رُوَيْدًا ۝١٧
Famahhilil kaafireena amhilhum ruwaidaa
📖 Dikany Malagasy
Koa omeo fe-potoana ireo tsy mpino, fe-potoana kely ihany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-17 — Surah At-Tariq

15إِنَّهُمْ يَكِيدُونَ كَيْدًا
Mampiasa ny hafetsen-dratsiny tokoa izy ireo (ireo tsy mpino),
16وَأَكِيدُ كَيْدًا
Izaho koa anefa dia mamaly azy ireo ny amin'izany,
17فَمَهِّلِ الْكَافِرِينَ أَمْهِلْهُمْ رُوَيْدًا
Koa omeo fe-potoana ireo tsy mpino, fe-potoana kely ihany.
At-TariqFizahan-takila Koraña
17Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — At-Tariq 17

Surah At-Tariq Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa omeo fe-potoana ireo tsy mpino, fe-potoana kely ihany.

Surah Andininy 17/17 — Surah At-Tariq الطارق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Tariq Henoy, Surah At-Tariq Fandikana, Surah At-Tariq mp3, Surah At-Tariq pdf. Andininy 15–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers