Al-A'la · 14/19
Fandikana Fanononana — Al-A'la
قَدْ أَفْلَحَ مَن تَزَكَّىٰ ۝١٤
Qad aflaha man tazakkaa
📖 Dikany Malagasy
Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,

🎧 Henoy


📜 Andininy 12-16 — Al-A'la

12الَّذِي يَصْلَى النَّارَ الْكُبْرَىٰ
izay ho dorana amin'ny afo be,
13ثُمَّ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao no sady tsy ho velona ihany koa!
14قَدْ أَفْلَحَ مَن تَزَكَّىٰ
Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,
15وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,
16بَلْ تُؤْثِرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
14Andininy

Fandikana — Al-A'la 14

Surah Al-A'la Andininy 14 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,

Surah Andininy 14/19 — Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'la Henoy, Al-A'la Fandikana, Al-A'la mp3, Al-A'la pdf. Andininy 12–16. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers