Al-A'la · 13/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
ثُمَّ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ ۝١٣
Summa laa yamootu feehaa wa laa yahyaa
📖 Dikany Malagasy
avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao no sady tsy ho velona ihany koa!

🎧 Henoy


📜 Andininy 11-15 — Surah Al-A'la

11وَيَتَجَنَّبُهَا الْأَشْقَى
Hanalavitra izany kosa ireo olon'ny fijaliana,
12الَّذِي يَصْلَى النَّارَ الْكُبْرَىٰ
izay ho dorana amin'ny afo be,
13ثُمَّ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao no sady tsy ho velona ihany koa!
14قَدْ أَفْلَحَ مَن تَزَكَّىٰ
Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,
15وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Al-A'la 13

Surah Al-A'la Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao…

Surah Andininy 13/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers