Al-A'la · 15/19
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'la
وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ ۝١٥
Wa zakaras ma Rabbihee fasallaa
📖 Dikany Malagasy
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,

🎧 Henoy


📜 Andininy 13-17 — Surah Al-A'la

13ثُمَّ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
avy eo dia sady tsy ho faty izy ireo ao no sady tsy ho velona ihany koa!
14قَدْ أَفْلَحَ مَن تَزَكَّىٰ
Nahazo fandresena tokoa izay manadio ny tenany,
15وَذَكَرَ اسْمَ رَبِّهِ فَصَلَّىٰ
sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,
16بَلْ تُؤْثِرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا
nefa indrisy! Ankafizinareo kokoa ny fiainana ety an-tany,
17وَالْآخِرَةُ خَيْرٌ وَأَبْقَىٰ
kanefa ny fiainana any ankoatra dia tsara lavitra no mandrakizay.
Al-A'laFizahan-takila Koraña
19Andininy
MeccanRevelation
15Andininy

Fandikana — Al-A'la 15

Surah Al-A'la Andininy 15 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : sy nahatsiaro ny anaran'ny Tompony ka nivavaka,

Surah Andininy 15/19 — Surah Al-A'la الأعلى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'la Henoy, Surah Al-A'la Fandikana, Surah Al-A'la mp3, Surah Al-A'la pdf. Andininy 13–17. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers