Al-Ghashiyah · 18/26
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ghashiyah
وَإِلَى السَّمَاءِ كَيْفَ رُفِعَتْ ۝١٨
Wa ilas samaaa`i kaifa rufi`at
📖 Dikany Malagasy
ary ny lanitra, nanao ahoana ny fomba nampiakarana azy?

🎧 Henoy


📜 Andininy 16-20 — Surah Al-Ghashiyah

16وَزَرَابِيُّ مَبْثُوثَةٌ
ireo lamaka mivelatra,
17أَفَلَا يَنظُرُونَ إِلَى الْإِبِلِ كَيْفَ خُلِقَتْ
moa tsy nodinihin'izy ireo ny rameva, ahoana ny fomba nahariana azy?
18وَإِلَى السَّمَاءِ كَيْفَ رُفِعَتْ
ary ny lanitra, nanao ahoana ny fomba nampiakarana azy?
19وَإِلَى الْجِبَالِ كَيْفَ نُصِبَتْ
Ireo ny tendrombohitra, nanao ahoana ny fomba nametrahana azy?
20وَإِلَى الْأَرْضِ كَيْفَ سُطِحَتْ
ary ny tany, ahoana ny fomba nampitoviana azy?
Al-GhashiyahFizahan-takila Koraña
26Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Ghashiyah 18

Surah Al-Ghashiyah Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ary ny lanitra, nanao ahoana ny fomba nampiakarana azy?

Surah Andininy 18/26 — Surah Al-Ghashiyah الغاشية (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ghashiyah Henoy, Surah Al-Ghashiyah Fandikana, Surah Al-Ghashiyah mp3, Surah Al-Ghashiyah pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers