Al-Ghashiyah · 17/26
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ghashiyah
أَفَلَا يَنظُرُونَ إِلَى الْإِبِلِ كَيْفَ خُلِقَتْ ۝١٧
Afalaa yanzuroona ilalibili kaifa khuliqat
📖 Dikany Malagasy
moa tsy nodinihin'izy ireo ny rameva, ahoana ny fomba nahariana azy?

🎧 Henoy


📜 Andininy 15-19 — Surah Al-Ghashiyah

15وَنَمَارِقُ مَصْفُوفَةٌ
ireo ondana tsara lahatra,
16وَزَرَابِيُّ مَبْثُوثَةٌ
ireo lamaka mivelatra,
17أَفَلَا يَنظُرُونَ إِلَى الْإِبِلِ كَيْفَ خُلِقَتْ
moa tsy nodinihin'izy ireo ny rameva, ahoana ny fomba nahariana azy?
18وَإِلَى السَّمَاءِ كَيْفَ رُفِعَتْ
ary ny lanitra, nanao ahoana ny fomba nampiakarana azy?
19وَإِلَى الْجِبَالِ كَيْفَ نُصِبَتْ
Ireo ny tendrombohitra, nanao ahoana ny fomba nametrahana azy?
Al-GhashiyahFizahan-takila Koraña
26Andininy
MeccanRevelation
17Andininy

Fandikana — Al-Ghashiyah 17

Surah Al-Ghashiyah Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : moa tsy nodinihin'izy ireo ny rameva, ahoana ny fomba nahariana…

Surah Andininy 17/26 — Surah Al-Ghashiyah الغاشية (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ghashiyah Henoy, Surah Al-Ghashiyah Fandikana, Surah Al-Ghashiyah mp3, Surah Al-Ghashiyah pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers