Al-Fajr · 8/30
Fandikana Fanononana — Surah Al-Fajr
الَّتِي لَمْ يُخْلَقْ مِثْلُهَا فِي الْبِلَادِ ۝٨
Allatee lam yukhlaq misluhaa fil bilaad
📖 Dikany Malagasy
Izay tsy nisy namboarina toa azy amin'ireo firenen-drehetra !

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Fajr

6أَلَمْ تَرَ كَيْفَ فَعَلَ رَبُّكَ بِعَادٍ
Moa va tsy nodinihinao ny nanaovan'I Allah ireo vahoaka'i A'ad ?
7إِرَمَ ذَاتِ الْعِمَادِ
Ary i Iramah izay nanana andry niankinana ?
8الَّتِي لَمْ يُخْلَقْ مِثْلُهَا فِي الْبِلَادِ
Izay tsy nisy namboarina toa azy amin'ireo firenen-drehetra !
9وَثَمُودَ الَّذِينَ جَابُوا الصَّخْرَ بِالْوَادِ
Niaraka tamin'ny Samodo izay nanao lava-bato teny an-dohasaha.
10وَفِرْعَوْنَ ذِي الْأَوْتَادِ
Ary i Farao nanana miaramila maro aman-defona.
Al-FajrFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Fajr 8

Surah Al-Fajr Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay tsy nisy namboarina toa azy amin'ireo firenen-drehetra !

Surah Andininy 8/30 — Surah Al-Fajr الفجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Fajr Henoy, Surah Al-Fajr Fandikana, Surah Al-Fajr mp3, Surah Al-Fajr pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers