Al-Balad · 10/20
Fandikana Fanononana — Surah Al-Balad
وَهَدَيْنَاهُ النَّجْدَيْنِ ۝١٠
Wa hadaynaahun najdayn
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nampahafantariko azy ireo ny lalana roa.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah Al-Balad

8أَلَمْ نَجْعَل لَّهُ عَيْنَيْنِ
Moa va tsy nohariako ho azy ireo ny masony roa ?
9وَلِسَانًا وَشَفَتَيْنِ
Ny lelany sy ny molony roa ?
10وَهَدَيْنَاهُ النَّجْدَيْنِ
Ary efa nampahafantariko azy ireo ny lalana roa.
11فَلَا اقْتَحَمَ الْعَقَبَةَ
kanefa tsy niady tamin'ny lalan'ny fahasarotana izy.
12وَمَا أَدْرَاكَ مَا الْعَقَبَةُ
Moa va fantatrao izany lalan'ny fahasarotana izany ?
Al-BaladFizahan-takila Koraña
20Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Balad 10

Surah Al-Balad Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nampahafantariko azy ireo ny lalana roa.

Surah Andininy 10/20 — Surah Al-Balad البلد (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Balad Henoy, Surah Al-Balad Fandikana, Surah Al-Balad mp3, Surah Al-Balad pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers