Ash-Shams · 3/15
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shams
وَالنَّهَارِ إِذَا جَلَّاهَا ۝٣
Wannahaari izaa jallaa haa
📖 Dikany Malagasy
Sy amin'ny andro rehefa mibaliaka ny masoandro,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Ash-Shams

1وَالشَّمْسِ وَضُحَاهَا
Mianiana Aho amin'ny masoandro sy ny fisandratany.
2وَالْقَمَرِ إِذَا تَلَاهَا
Sy amin'ny volana rehefa nandimby ny masoandro Izy.
3وَالنَّهَارِ إِذَا جَلَّاهَا
Sy amin'ny andro rehefa mibaliaka ny masoandro,
4وَاللَّيْلِ إِذَا يَغْشَاهَا
Sy amin'ny alina rehefa mandrakotra ny andro izy,
5وَالسَّمَاءِ وَمَا بَنَاهَا
Sy amin'ny lanitra sy izay nahariana azy,
Ash-ShamsFizahan-takila Koraña
15Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ash-Shams 3

Surah Ash-Shams Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy amin'ny andro rehefa mibaliaka ny masoandro,

Surah Andininy 3/15 — Surah Ash-Shams الشمس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shams Henoy, Surah Ash-Shams Fandikana, Surah Ash-Shams mp3, Surah Ash-Shams pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers