Al-Layl · 6/21
Fandikana Fanononana — Surah Al-Layl
وَصَدَّقَ بِالْحُسْنَىٰ ۝٦
Wa saddaqa bil husnaa
📖 Dikany Malagasy
Ary manamarina ny fisian'ny valisoa tsara indrindra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Layl

4إِنَّ سَعْيَكُمْ لَشَتَّىٰ
Fa raha ny tena marina, ny asanareo dia samihafa,
5فَأَمَّا مَنْ أَعْطَىٰ وَاتَّقَىٰ
Ary ho an'ilay malala-tanana sy manam-patahorana an'I Allah.
6وَصَدَّقَ بِالْحُسْنَىٰ
Ary manamarina ny fisian'ny valisoa tsara indrindra.
7فَسَنُيَسِّرُهُ لِلْيُسْرَىٰ
Ary ho amorako ho azy ireo ny lalana mankany amin'ny fahamorana.
8وَأَمَّا مَن بَخِلَ وَاسْتَغْنَىٰ
Fa ho an'ireo izay kahihitra sy miseho ho mahavita tena kosa.
Al-LaylFizahan-takila Koraña
21Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Layl 6

Surah Al-Layl Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary manamarina ny fisian'ny valisoa tsara indrindra.

Surah Andininy 6/21 — Surah Al-Layl الليل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Layl Henoy, Surah Al-Layl Fandikana, Surah Al-Layl mp3, Surah Al-Layl pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers