Yunosy · 64/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
لَهُمُ الْبُشْرَىٰ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الْآخِرَةِ ۚ لَا تَبْدِيلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ ۝٦٤
Lahumul bushraa filha yaatid dunyaa wa fil Aakhirah; laa tabdeela likalimaatil laah; zaalika huwal fawzul `azeem
📖 Dikany Malagasy
Misy ho azy ireo ny vaovao mahafaly ety amin’ny fiainana an-tany sy amin’ny fiainana any an-koatra. Tsy hisy fiovana ireo tenin’i Allah. Izany no ilay fahombiazana lehibe.

🎧 Henoy


📜 Andininy 62-66 — Surah Yunosy

62أَلَا إِنَّ أَوْلِيَاءَ اللَّهِ لَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary tsy ho alahelo mihitsy izy ireo.
63الَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ
Ireo izay nino sy izay natahotra (an’i Allah).
64لَهُمُ الْبُشْرَىٰ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الْآخِرَةِ ۚ لَا تَبْدِيلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Misy ho azy ireo ny vaovao mahafaly ety amin’ny fiainana an-tany sy amin’ny fiainana any an-koatra. Tsy hisy fiovana ireo tenin’i Allah. Izany no ilay fahombiazana lehibe.
65وَلَا يَحْزُنكَ قَوْلُهُمْ ۘ إِنَّ الْعِزَّةَ لِلَّهِ جَمِيعًا ۚ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Aoka tsy hampalahelo Anao ny tenin’izy ireo. Marina fa ny hery rehetra dia ho an’i Allah. Izy ilay Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
66أَلَا إِنَّ لِلَّهِ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَمَن فِي الْأَرْضِ ۗ وَمَا يَتَّبِعُ الَّذِينَ يَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ شُرَكَاءَ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَخْرُصُونَ
Moa tsy marina fa an’i Allah izay rehetra any amin’ireo lanitra sy izay rehetra eto an-tany. Inona no arahin’ireo izay miantso ny mpiara- miombon’antoka ankoatr’i Allah ? Tsy manaraka izy ireo afa-tsy ny eritreritra ary tsy manao izy ireo afa-tsy ny mandainga.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Yunosy 64

Surah Yunosy Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Misy ho azy ireo ny vaovao mahafaly ety amin’ny fiainana…

Surah Andininy 64/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers