Yunosy · 63/109
Fandikana Fanononana — Surah Yunosy
الَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ ۝٦٣
Allazeena aamanoo wa kaanoo yattaqoon
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay nino sy izay natahotra (an’i Allah).

🎧 Henoy


📜 Andininy 61-65 — Surah Yunosy

61وَمَا تَكُونُ فِي شَأْنٍ وَمَا تَتْلُو مِنْهُ مِن قُرْآنٍ وَلَا تَعْمَلُونَ مِنْ عَمَلٍ إِلَّا كُنَّا عَلَيْكُمْ شُهُودًا إِذْ تُفِيضُونَ فِيهِ ۚ وَمَا يَعْزُبُ عَن رَّبِّكَ مِن مِّثْقَالِ ذَرَّةٍ فِي الْأَرْضِ وَلَا فِي السَّمَاءِ وَلَا أَصْغَرَ مِن ذَٰلِكَ وَلَا أَكْبَرَ إِلَّا فِي كِتَابٍ مُّبِينٍ
Tsy misy toerana hisy anao, ary tsy hamaky na andininy iray amin’ny Kor’any ianao, tsy hanatanteraka asa ianareo na iray aza, raha tsy Atrehinay izany amin’ny fotoana izay anaovanareo azy. Tsy misy miafina amin’ny Tomponao na dia lanjan-javatra kely iray tsy hita maso (atôma) aza eny ambonin’ny tany, na any an-danitra, na bitika kokoa noho izany aza na lehibe dia efa voasoratra ao amin’ny bokimpahazavana.
62أَلَا إِنَّ أَوْلِيَاءَ اللَّهِ لَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tena marina fa ireo sakaizan’i Allah dia tsy hanam-patahorana ary tsy ho alahelo mihitsy izy ireo.
63الَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ
Ireo izay nino sy izay natahotra (an’i Allah).
64لَهُمُ الْبُشْرَىٰ فِي الْحَيَاةِ الدُّنْيَا وَفِي الْآخِرَةِ ۚ لَا تَبْدِيلَ لِكَلِمَاتِ اللَّهِ ۚ ذَٰلِكَ هُوَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Misy ho azy ireo ny vaovao mahafaly ety amin’ny fiainana an-tany sy amin’ny fiainana any an-koatra. Tsy hisy fiovana ireo tenin’i Allah. Izany no ilay fahombiazana lehibe.
65وَلَا يَحْزُنكَ قَوْلُهُمْ ۘ إِنَّ الْعِزَّةَ لِلَّهِ جَمِيعًا ۚ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Aoka tsy hampalahelo Anao ny tenin’izy ireo. Marina fa ny hery rehetra dia ho an’i Allah. Izy ilay Maheno sy Mahalala ny zava-drehetra.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Yunosy 63

Surah Yunosy Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay nino sy izay natahotra (an’i Allah).

Surah Andininy 63/109 — Surah Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yunosy Henoy, Surah Yunosy Fandikana, Surah Yunosy mp3, Surah Yunosy pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers