Houd · 122/123
Fandikana Fanononana — Houd
وَانتَظِرُوا إِنَّا مُنتَظِرُونَ ۝١٢٢
Wantaziroo innaa mun taziroon
📖 Dikany Malagasy
Ary miandrasa Ianareo fa Izahay dia hiandry ihany koa !
🎧 Henoy

📜 Andininy 120-123 — Houd

120وَكُلًّا نَّقُصُّ عَلَيْكَ مِنْ أَنبَاءِ الرُّسُلِ مَا نُثَبِّتُ بِهِ فُؤَادَكَ ۚ وَجَاءَكَ فِي هَٰذِهِ الْحَقُّ وَمَوْعِظَةٌ وَذِكْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Ary izay rehetra notataranay Taminao mikasika ny tantaran’ireo Iraka, dia ny hanamafisanay ny fonao. Ary avy tamin’izany no nahatongavan’ny fahamarinana (Ny Kor’any) sy anatra ary fampahatsiahivana Taminao ho an’ireo mpino.
121وَقُل لِّلَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ اعْمَلُوا عَلَىٰ مَكَانَتِكُمْ إِنَّا عَامِلُونَ
Ary lazao amin’ireo izay tsy mino ny teny manao hoe : “ Miasà Ianareo araka izay vitanareo, fa izahay kosa dia hiasa araka izay vitanay ”.
122وَانتَظِرُوا إِنَّا مُنتَظِرُونَ
Ary miandrasa Ianareo fa Izahay dia hiandry ihany koa !
123وَلِلَّهِ غَيْبُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَإِلَيْهِ يُرْجَعُ الْأَمْرُ كُلُّهُ فَاعْبُدْهُ وَتَوَكَّلْ عَلَيْهِ ۚ وَمَا رَبُّكَ بِغَافِلٍ عَمَّا تَعْمَلُونَ
Ary an’i Allah ny fahafantarana ny zava-miafina ao amin’ireo lanitra sy ny tany. Ary any Aminy no hiverenan’ny didy manontolo. Tompoy àry Izy, ka apetraho Aminy ny fitokisanao. Fa ny tomponao,dia tsy variana amin’izay ataonareo.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
122Andininy

Fandikana — Houd 122

Surah Houd Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary miandrasa Ianareo fa Izahay dia hiandry ihany koa !

Surah Andininy 122/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 120–123. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers