Houd · 55/123
Fandikana Fanononana — Houd
مِن دُونِهِ ۖ فَكِيدُونِي جَمِيعًا ثُمَّ لَا تُنظِرُونِ ۝٥٥
Min doonihee fakeedoonee jamee`an summa laa tunziroon
📖 Dikany Malagasy
Ankoatra Azy. Ampiasao Amiko daholo àry ny tetika, ary aza omenareo fotoana hiandrasana Aho.
🎧 Henoy

📜 Andininy 53-57 — Houd

53قَالُوا يَا هُودُ مَا جِئْتَنَا بِبَيِّنَةٍ وَمَا نَحْنُ بِتَارِكِي آلِهَتِنَا عَن قَوْلِكَ وَمَا نَحْنُ لَكَ بِمُؤْمِنِينَ
Niteny izy ireo ka nanao hoe : " Oh ry Hody (A,s) ! tsy nitondra porofo mazava Taminay Ianao, ary Izahay dia tsy vonona hamela ireo sampinay nohon'ny Teninao, ka tsy hino Anao Izahay.
54إِن نَّقُولُ إِلَّا اعْتَرَاكَ بَعْضُ آلِهَتِنَا بِسُوءٍ ۗ قَالَ إِنِّي أُشْهِدُ اللَّهَ وَاشْهَدُوا أَنِّي بَرِيءٌ مِّمَّا تُشْرِكُونَ
Hany ka mba ho teneninay Aminao kosa dia nampalahelo Anao ny ratsy nataon’ny sasany tamin’ireo sampinay ”. Ka nilaza izy nanao hoe : " Izaho dia mandray an’i Allah ho vavolombelona, ary aoka Ianareo ho vavolombelona koa, satria hamafisina,fa mandà izay atambatrareo Aminy Aho.
55مِن دُونِهِ ۖ فَكِيدُونِي جَمِيعًا ثُمَّ لَا تُنظِرُونِ
Ankoatra Azy. Ampiasao Amiko daholo àry ny tetika, ary aza omenareo fotoana hiandrasana Aho.
56إِنِّي تَوَكَّلْتُ عَلَى اللَّهِ رَبِّي وَرَبِّكُم ۚ مَّا مِن دَابَّةٍ إِلَّا هُوَ آخِذٌ بِنَاصِيَتِهَا ۚ إِنَّ رَبِّي عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Apetrako amin’i Allah, ilay Tompoko sy Tomponareo ny fitokisana. Tsy misy zava-manan’aina izay tsy ho eo ambany fahefany. Tena marina fa ny Tompoko dia amin’ny làla-mahitsy.
57فَإِن تَوَلَّوْا فَقَدْ أَبْلَغْتُكُم مَّا أُرْسِلْتُ بِهِ إِلَيْكُمْ ۚ وَيَسْتَخْلِفُ رَبِّي قَوْمًا غَيْرَكُمْ وَلَا تَضُرُّونَهُ شَيْئًا ۚ إِنَّ رَبِّي عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ حَفِيظٌ
Raha mitodi-damosina kosa Ianareo…, dia efa nampitaiko Taminareo (ny hafatra) izay nanirahana Ahy Taminareo. Ary hanolo vahoaka hafa ankoatra Anareo ny Tompoko, ka tsy havita na inona na inona na dia kely Aminy aza Ianareo. Tena marina fa ny Tompoko no Mpiambina tsara indrindra ny zava-drehetra.
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — Houd 55

Surah Houd Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ankoatra Azy. Ampiasao Amiko daholo àry ny tetika, ary aza…

Surah Andininy 55/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers