Houd · 68/123
Fandikana Fanononana — Houd
كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۗ أَلَا إِنَّ ثَمُودَ كَفَرُوا رَبَّهُمْ ۗ أَلَا بُعْدًا لِّثَمُودَ ۝٦٨
Ka al lam yaghnaw feehaaa; alaaa inna Samooda kafaroo Rabbahum; alaa bu`dal li Samood
📖 Dikany Malagasy
Tahaka ny tsy niaina tao (eto an-tany) izy ireo. Tsy marina ve fa ireo Samody dia tsy mba nino mihitsy ny Tompon’izy ireo ? " Tsy azo lazaina ve fa ho ringana anie ny foko Samody ? ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 66-70 — Houd

66فَلَمَّا جَاءَ أَمْرُنَا نَجَّيْنَا صَالِحًا وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَهُ بِرَحْمَةٍ مِّنَّا وَمِنْ خِزْيِ يَوْمِئِذٍ ۗ إِنَّ رَبَّكَ هُوَ الْقَوِيُّ الْعَزِيزُ
Rehefa tonga àry ny didinay (sazy) navotanay i Soalihy sy ireo izay nino niaraka taminy tamin’ny alalan’ny famindram-po avy Aminay, nohon'ny fahafaham-baraka tamin’io andro io.Tena marina fa ny Tomponao no ilay Matanjaka ilay Tsitoha.
67وَأَخَذَ الَّذِينَ ظَلَمُوا الصَّيْحَةُ فَأَصْبَحُوا فِي دِيَارِهِمْ جَاثِمِينَ
Ary nianjady tamin’ireo mpanao ny tsy rariny ny kiakiaka, ka indro izy ireo maty nitsitra tao amin’ny toeram-ponenany avy (nohon'ny varatra).
68كَأَن لَّمْ يَغْنَوْا فِيهَا ۗ أَلَا إِنَّ ثَمُودَ كَفَرُوا رَبَّهُمْ ۗ أَلَا بُعْدًا لِّثَمُودَ
Tahaka ny tsy niaina tao (eto an-tany) izy ireo. Tsy marina ve fa ireo Samody dia tsy mba nino mihitsy ny Tompon’izy ireo ? " Tsy azo lazaina ve fa ho ringana anie ny foko Samody ? ”
69وَلَقَدْ جَاءَتْ رُسُلُنَا إِبْرَاهِيمَ بِالْبُشْرَىٰ قَالُوا سَلَامًا ۖ قَالَ سَلَامٌ ۖ فَمَا لَبِثَ أَن جَاءَ بِعِجْلٍ حَنِيذٍ
Ary efa tonga tamin’i Abrahama (Ibrahim) tokoa ireo Irakay niaraka tamin’ny vaovao mahafaly, izay nilaza ka nanao hoe : " Fiadanana enga anie ho Anao ! ” Namaly koa Izy ka nanao hoe : " Fiadanana koa enga anie ho Anareo ! ” Tsy niandry ela Izy dia nitondra zanak’omby voatono.
70فَلَمَّا رَأَىٰ أَيْدِيَهُمْ لَا تَصِلُ إِلَيْهِ نَكِرَهُمْ وَأَوْجَسَ مِنْهُمْ خِيفَةً ۚ قَالُوا لَا تَخَفْ إِنَّا أُرْسِلْنَا إِلَىٰ قَوْمِ لُوطٍ
Ary nony hitany fa tsy nikasika izany izy ireo, dia velona ahiahy Izy teo anatrehan’izy ireo sady natahotra. Ka niteny izy ireo nanao hoe : " Aza matahotra Ianao fa Izahay (Anjely) dia Iraka ho any amin’ny vahoakan‘i Lota ".
HoudFizahan-takila Koraña
123Andininy
MeccanRevelation
68Andininy

Fandikana — Houd 68

Surah Houd Andininy 68 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tahaka ny tsy niaina tao (eto an-tany) izy ireo. Tsy…

Surah Andininy 68/123 — Houd هود (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Houd Henoy, Houd Fandikana, Houd mp3, Houd pdf. Andininy 66–70. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers