Yosofy · 106/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
وَمَا يُؤْمِنُ أَكْثَرُهُم بِاللَّهِ إِلَّا وَهُم مُّشْرِكُونَ ۝١٠٦
Wa maa yu`minu aksaru hum billaahi illaa wa hum mushrikoon
📖 Dikany Malagasy
Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino an’i Allah raha tsy mampikambana Azy amin’ny zanahary hafa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 104-108 — Yosofy

104وَمَا تَسْأَلُهُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۚ إِنْ هُوَ إِلَّا ذِكْرٌ لِّلْعَالَمِينَ
Ary aza mangataka tambi-karama noho izany Ianao, fa tsy inona akory ity afa-tsy fampahatsiahivana ihany ho an’izao tontolo izao.
105وَكَأَيِّن مِّنْ آيَةٍ فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ يَمُرُّونَ عَلَيْهَا وَهُمْ عَنْهَا مُعْرِضُونَ
Any amin’ireo lanitra sy ety ambonin’ny tany, dia misy ireo famantarana izay andalovan’ny Olona kanefa itodihany lamosina !
106وَمَا يُؤْمِنُ أَكْثَرُهُم بِاللَّهِ إِلَّا وَهُم مُّشْرِكُونَ
Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino an’i Allah raha tsy mampikambana Azy amin’ny zanahary hafa.
107أَفَأَمِنُوا أَن تَأْتِيَهُمْ غَاشِيَةٌ مِّنْ عَذَابِ اللَّهِ أَوْ تَأْتِيَهُمُ السَّاعَةُ بَغْتَةً وَهُمْ لَا يَشْعُرُونَ
Inona no tokin’izy ireo raha tonga handrakotra azy ireo ny sazin’i Allah, na koa ho tonga tampoka amin’ny fotoana tsy ampoizin’izy ireo ilay ora nefa tsy hatsapa izany izy ireo ?
108قُلْ هَٰذِهِ سَبِيلِي أَدْعُو إِلَى اللَّهِ ۚ عَلَىٰ بَصِيرَةٍ أَنَا وَمَنِ اتَّبَعَنِي ۖ وَسُبْحَانَ اللَّهِ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Teneno hoe : ” Ity no làlako, miantso ny Olona mankany amin’i Allah Aho, amin’ny alalan’ny porofo mazava, Izaho sy ireo izay manaraka Ahy.Voninahitra anie ho an’i Allah. Izaho dia tsy anisan’ireo manana zanahary maro.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
106Andininy

Fandikana — Yosofy 106

Surah Yosofy Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mino an’i Allah raha…

Surah Andininy 106/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers