Yosofy · 55/111
Fandikana Fanononana — Yosofy
قَالَ اجْعَلْنِي عَلَىٰ خَزَائِنِ الْأَرْضِ ۖ إِنِّي حَفِيظٌ عَلِيمٌ ۝٥٥
Qaalaj `alnee `alaa khazaaa`inil ardi innee hafeezun `aleem
📖 Dikany Malagasy
Dia hoy izy (Josefa): “Ankino amiko ny fametrahana ireo entana eto an-tanàna, fa mpiambina tsara, sy mpahalala aho”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 53-57 — Yosofy

53۞ وَمَا أُبَرِّئُ نَفْسِي ۚ إِنَّ النَّفْسَ لَأَمَّارَةٌ بِالسُّوءِ إِلَّا مَا رَحِمَ رَبِّي ۚ إِنَّ رَبِّي غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Tsy manadio ny tenako Aho ; fa ny fanahy dia tena mandrisika amin’ny fanaovan-dratsy tokoa, raha tsy nohon'ny indrafon’ny Tompoko (miaro Ahy amin’ny fahotana). Marina fa ny Tompoko dia be Famelan-keloka sy be Fiantrana.
54وَقَالَ الْمَلِكُ ائْتُونِي بِهِ أَسْتَخْلِصْهُ لِنَفْسِي ۖ فَلَمَّا كَلَّمَهُ قَالَ إِنَّكَ الْيَوْمَ لَدَيْنَا مَكِينٌ أَمِينٌ
Ary niteny ilay Mpanjaka ka nanao hoe : “ Ento aty Amiko Izy, atokako ho Ahy samy irery Izy ”. Ary rehefa niteny taminy Izy, dia nanao hoe : “ Tena marina fa Ianao manomboka androany dia akaiky Anay, hanana fahefana feno sy fitokisana ”.
55قَالَ اجْعَلْنِي عَلَىٰ خَزَائِنِ الْأَرْضِ ۖ إِنِّي حَفِيظٌ عَلِيمٌ
Dia hoy izy (Josefa): “Ankino amiko ny fametrahana ireo entana eto an-tanàna, fa mpiambina tsara, sy mpahalala aho”.
56وَكَذَٰلِكَ مَكَّنَّا لِيُوسُفَ فِي الْأَرْضِ يَتَبَوَّأُ مِنْهَا حَيْثُ يَشَاءُ ۚ نُصِيبُ بِرَحْمَتِنَا مَن نَّشَاءُ ۖ وَلَا نُضِيعُ أَجْرَ الْمُحْسِنِينَ
Tahaka izany no nanamafisanay (fahefana) an’i Yosofa (Josefa) amin’io faritra io ary nipetraka tao Izy araka izay tiany. Omenay ny Famindran-ponay izay sitrakay ary tsy ho avelanay ho very ny valin’asan’ireo Mpanao soa.
57وَلَأَجْرُ الْآخِرَةِ خَيْرٌ لِّلَّذِينَ آمَنُوا وَكَانُوا يَتَّقُونَ
Ary ny valisoa any an-koatra no mendrika indrindra ho an’ireo izay nino sy nanam-patahorana.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
55Andininy

Fandikana — Yosofy 55

Surah Yosofy Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia hoy izy (Josefa): “Ankino amiko ny fametrahana ireo entana…

Surah Andininy 55/111 — Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yosofy Henoy, Yosofy Fandikana, Yosofy mp3, Yosofy pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers