Ar-Ra'd · 40/43
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Ra'd
وَإِن مَّا نُرِيَنَّكَ بَعْضَ الَّذِي نَعِدُهُمْ أَوْ نَتَوَفَّيَنَّكَ فَإِنَّمَا عَلَيْكَ الْبَلَاغُ وَعَلَيْنَا الْحِسَابُ ۝٤٠
Wa im maa nurriyannaka ba`dal lazee na`iduhum aw nata waffayannaka fa innamaa `alaikal balaaghu wa `alainal hisaab
📖 Dikany Malagasy
Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo, na hataonay ho maty Ianao (alohan’izany), ny adidinao dia mampita ny hafatra ihany, fa ny fitsarana kosa dia Anay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah Ar-Ra'd

38وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا رُسُلًا مِّن قَبْلِكَ وَجَعَلْنَا لَهُمْ أَزْوَاجًا وَذُرِّيَّةً ۚ وَمَا كَانَ لِرَسُولٍ أَن يَأْتِيَ بِآيَةٍ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۗ لِكُلِّ أَجَلٍ كِتَابٌ
Tena marina fa nandefa ireo Iraka teo alohanareo Izahay, ary nanome vady sy taranaka azy ireo. Fa tsy anjaran’ny Iraka (na Mpaminany) no mitondra fahagagana, afa-tsy amin’ny alalana avy amin’i Allah. Samy manana ny fe-potoany izay noraiketina ao anaty Boky (ny olona tsirairay).
39يَمْحُو اللَّهُ مَا يَشَاءُ وَيُثْبِتُ ۖ وَعِندَهُ أُمُّ الْكِتَابِ
Mamafa sy manamafy araka izay sitrany i Allah (amin’ny lalàna) ary ny soratra voalohany indrindra dia any Aminy (Lahol Mafouz)
40وَإِن مَّا نُرِيَنَّكَ بَعْضَ الَّذِي نَعِدُهُمْ أَوْ نَتَوَفَّيَنَّكَ فَإِنَّمَا عَلَيْكَ الْبَلَاغُ وَعَلَيْنَا الْحِسَابُ
Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo, na hataonay ho maty Ianao (alohan’izany), ny adidinao dia mampita ny hafatra ihany, fa ny fitsarana kosa dia Anay.
41أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّا نَأْتِي الْأَرْضَ نَنقُصُهَا مِنْ أَطْرَافِهَا ۚ وَاللَّهُ يَحْكُمُ لَا مُعَقِّبَ لِحُكْمِهِ ۚ وَهُوَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Moa ve tsy hitan’izy ireo fa, mikapoka ny tany Izahay ka manakely izany amin’ny lafiny rehetra ? Ary i Allah no mitsara, ary tsy misy afaka manohitra ny fitsarany, fa haingana amin’ny fitsarana Izy.
42وَقَدْ مَكَرَ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ فَلِلَّهِ الْمَكْرُ جَمِيعًا ۖ يَعْلَمُ مَا تَكْسِبُ كُلُّ نَفْسٍ ۗ وَسَيَعْلَمُ الْكُفَّارُ لِمَنْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary tena marina fa ireo teo alohan’izy ireo dia nanao teti-dratsy (tamin’ireo Irany), fa ny tetika rehetra dia an’i Allah avokoa. Fantany avokoa izay azon’ny Olona tsirairay. Ary ireo tsy mpino dia ahafantatra tsy ho ela izay hanana ny fonenana tsara (Any am-piafarana)
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
40Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 40

Surah Ar-Ra'd Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo,…

Surah Andininy 40/43 — Surah Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Ra'd Henoy, Surah Ar-Ra'd Fandikana, Surah Ar-Ra'd mp3, Surah Ar-Ra'd pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers