Ar-Ra'd · 39/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
يَمْحُو اللَّهُ مَا يَشَاءُ وَيُثْبِتُ ۖ وَعِندَهُ أُمُّ الْكِتَابِ ۝٣٩
Yamhul laahu maa yashaaa`u wa yusbitu wa `indahooo ummul Kitaab
📖 Dikany Malagasy
Mamafa sy manamafy araka izay sitrany i Allah (amin’ny lalàna) ary ny soratra voalohany indrindra dia any Aminy (Lahol Mafouz)
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Ar-Ra'd

37وَكَذَٰلِكَ أَنزَلْنَاهُ حُكْمًا عَرَبِيًّا ۚ وَلَئِنِ اتَّبَعْتَ أَهْوَاءَهُم بَعْدَمَا جَاءَكَ مِنَ الْعِلْمِ مَا لَكَ مِنَ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا وَاقٍ
Tahaka izany no nampidinanay (Koroany) lalàna amin’ny fiteny Arabo. Ary raha manaraka ny sitrapon’izy ireo Ianao aorian’ny fahazoanao ny fahalalana dia tsy hanana mpiaro na mpiahy Ianao eo anatrehan’i Allah
38وَلَقَدْ أَرْسَلْنَا رُسُلًا مِّن قَبْلِكَ وَجَعَلْنَا لَهُمْ أَزْوَاجًا وَذُرِّيَّةً ۚ وَمَا كَانَ لِرَسُولٍ أَن يَأْتِيَ بِآيَةٍ إِلَّا بِإِذْنِ اللَّهِ ۗ لِكُلِّ أَجَلٍ كِتَابٌ
Tena marina fa nandefa ireo Iraka teo alohanareo Izahay, ary nanome vady sy taranaka azy ireo. Fa tsy anjaran’ny Iraka (na Mpaminany) no mitondra fahagagana, afa-tsy amin’ny alalana avy amin’i Allah. Samy manana ny fe-potoany izay noraiketina ao anaty Boky (ny olona tsirairay).
39يَمْحُو اللَّهُ مَا يَشَاءُ وَيُثْبِتُ ۖ وَعِندَهُ أُمُّ الْكِتَابِ
Mamafa sy manamafy araka izay sitrany i Allah (amin’ny lalàna) ary ny soratra voalohany indrindra dia any Aminy (Lahol Mafouz)
40وَإِن مَّا نُرِيَنَّكَ بَعْضَ الَّذِي نَعِدُهُمْ أَوْ نَتَوَفَّيَنَّكَ فَإِنَّمَا عَلَيْكَ الْبَلَاغُ وَعَلَيْنَا الْحِسَابُ
Na hampahitanay Anao ny ampahany sasantsasany amin’izay nampitahorinay azy ireo, na hataonay ho maty Ianao (alohan’izany), ny adidinao dia mampita ny hafatra ihany, fa ny fitsarana kosa dia Anay.
41أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّا نَأْتِي الْأَرْضَ نَنقُصُهَا مِنْ أَطْرَافِهَا ۚ وَاللَّهُ يَحْكُمُ لَا مُعَقِّبَ لِحُكْمِهِ ۚ وَهُوَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Moa ve tsy hitan’izy ireo fa, mikapoka ny tany Izahay ka manakely izany amin’ny lafiny rehetra ? Ary i Allah no mitsara, ary tsy misy afaka manohitra ny fitsarany, fa haingana amin’ny fitsarana Izy.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
39Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 39

Surah Ar-Ra'd Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mamafa sy manamafy araka izay sitrany i Allah (amin’ny lalàna)…

Surah Andininy 39/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers