Al-Isra · 30/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
إِنَّ رَبَّكَ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِعِبَادِهِ خَبِيرًا بَصِيرًا ۝٣٠
Inna Rabbaka yabsuturrizqa limai yashaaa`u wa yaqdir; innahoo kaana bi`ibaadihee Khabeeram Baseera
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ny Tomponao dia mizara malalaka ny anjara fivelomana amin’izay sitrany ary mametra izany ihany koa. Tena mahalala sy mahita ireo mpanompony Izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 28-32 — Al-Isra

28وَإِمَّا تُعْرِضَنَّ عَنْهُمُ ابْتِغَاءَ رَحْمَةٍ مِّن رَّبِّكَ تَرْجُوهَا فَقُل لَّهُمْ قَوْلًا مَّيْسُورًا
Ary raha misintaka azy ireo ianao amin’ny fitadiavana ny famindram-pon’ny Tomponao izay antenainao, dia manaova teny malefaka amin’izy ireo ianao.
29وَلَا تَجْعَلْ يَدَكَ مَغْلُولَةً إِلَىٰ عُنُقِكَ وَلَا تَبْسُطْهَا كُلَّ الْبَسْطِ فَتَقْعُدَ مَلُومًا مَّحْسُورًا
Ary aza atao eo amin’ny vozonao ny tànanao voafatotra (noho ny fahihirana), ary aza avelatra malalaka loatra ihany koa, raha tsy izany ianao dia ho voan-tsiny sy halahelo.
30إِنَّ رَبَّكَ يَبْسُطُ الرِّزْقَ لِمَن يَشَاءُ وَيَقْدِرُ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِعِبَادِهِ خَبِيرًا بَصِيرًا
Tena marina fa ny Tomponao dia mizara malalaka ny anjara fivelomana amin’izay sitrany ary mametra izany ihany koa. Tena mahalala sy mahita ireo mpanompony Izy.
31وَلَا تَقْتُلُوا أَوْلَادَكُمْ خَشْيَةَ إِمْلَاقٍ ۖ نَّحْنُ نَرْزُقُهُمْ وَإِيَّاكُمْ ۚ إِنَّ قَتْلَهُمْ كَانَ خِطْئًا كَبِيرًا
Ary aza vonoina ny zanakareo nohon'ny fatahorana ny fahantrana. Izahay no manome ny anjara fivelomana ho azy ireo, toy izany koa ny anareo.Tena marina fa ny famonoana azy ireo dia hadisoana lehibe.
32وَلَا تَقْرَبُوا الزِّنَا ۖ إِنَّهُ كَانَ فَاحِشَةً وَسَاءَ سَبِيلًا
Ary aza manakaiky ny fijangajangana mihitsy ianareo. Marina fa izany dia fahavetavetana sy tena lalana ratsy tokoa !
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Al-Isra 30

Surah Al-Isra Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ny Tomponao dia mizara malalaka ny anjara…

Surah Andininy 30/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers