Al-Isra · 86/111
Fandikana Fanononana — Surah Al-Isra
وَلَئِن شِئْنَا لَنَذْهَبَنَّ بِالَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ ثُمَّ لَا تَجِدُ لَكَ بِهِ عَلَيْنَا وَكِيلًا ۝٨٦
Wa la`in shi`naa lanaz habanna billazeee awhainaaa ilaika summa laa tajidu laka bihee `alainaa wakeelaa
📖 Dikany Malagasy
Ary raha sitrakay, dia nataonay nanjavona izay nambaranay taminao ary tsy hahita mpiaro intsony ianao hanohitra Anay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 84-88 — Surah Al-Isra

84قُلْ كُلٌّ يَعْمَلُ عَلَىٰ شَاكِلَتِهِ فَرَبُّكُمْ أَعْلَمُ بِمَنْ هُوَ أَهْدَىٰ سَبِيلًا
Mitenena hoe : “Ny tsirairay dia samy manao araka ny fombany, fa ny Tomponareo dia tena mahalala izay mizotra amin’ny lala-mahitsy indrindra”.
85وَيَسْأَلُونَكَ عَنِ الرُّوحِ ۖ قُلِ الرُّوحُ مِنْ أَمْرِ رَبِّي وَمَا أُوتِيتُم مِّنَ الْعِلْمِ إِلَّا قَلِيلًا
Ary manontany anao izy ireo momban'ny fanahy.Teneno hoe : “Ny fanahy dia eo ambany fiadidian’ny Tompoko”. Ary tsy nomena fahalalana ianareo afa-tsy kely ihany”.
86وَلَئِن شِئْنَا لَنَذْهَبَنَّ بِالَّذِي أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ ثُمَّ لَا تَجِدُ لَكَ بِهِ عَلَيْنَا وَكِيلًا
Ary raha sitrakay, dia nataonay nanjavona izay nambaranay taminao ary tsy hahita mpiaro intsony ianao hanohitra Anay.
87إِلَّا رَحْمَةً مِّن رَّبِّكَ ۚ إِنَّ فَضْلَهُ كَانَ عَلَيْكَ كَبِيرًا
Raha tsy ny famindram-po avy amin’ny Tomponao, marina fa ny fahasoavany eo aminao dia lehibe tokoa.
88قُل لَّئِنِ اجْتَمَعَتِ الْإِنسُ وَالْجِنُّ عَلَىٰ أَن يَأْتُوا بِمِثْلِ هَٰذَا الْقُرْآنِ لَا يَأْتُونَ بِمِثْلِهِ وَلَوْ كَانَ بَعْضُهُمْ لِبَعْضٍ ظَهِيرًا
Teneno hoe : “Na dia hitambatra aza ny olombelona sy ny jiny, mba hamorona ny mitovy amin’ity Kor’any ity, dia tsy hahavita hanao izay mitovy amin’izany mihitsy izy ireo, na dia hifanampy aza izy ireo”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
86Andininy

Fandikana — Al-Isra 86

Surah Al-Isra Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha sitrakay, dia nataonay nanjavona izay nambaranay taminao ary…

Surah Andininy 86/111 — Surah Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Isra Henoy, Surah Al-Isra Fandikana, Surah Al-Isra mp3, Surah Al-Isra pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers