Al-Baqarah · 106/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
۞ مَا نَنسَخْ مِنْ آيَةٍ أَوْ نُنسِهَا نَأْتِ بِخَيْرٍ مِّنْهَا أَوْ مِثْلِهَا ۗ أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ ۝١٠٦
Maa nansakh min aayatin aw nunsihaa na-ti bikhairim minhaaa aw mislihaaa; alam ta`lam annal laaha `alaa kulli shai`in qadeer
📖 Dikany Malagasy
Raha manafoana (lalàna fonosin'ny) andininy iray Izahay na mampanadino izany tanteraka, dia mitondra tsaratsara noho izany hatrany, na koa mitovy aminy. tsy efa fantatrao ve fa Allah dia mahefa tokoa ny zavatra rehetra ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 104-108 — Al-Baqarah

104يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَقُولُوا رَاعِنَا وَقُولُوا انظُرْنَا وَاسْمَعُوا ۗ وَلِلْكَافِرِينَ عَذَابٌ أَلِيمٌ
o ianareo mpino! Aza miteny hoe : “Asongadino izahay”. Fa mitenena hoe : “Jereo izahay”; ary mihainoa ianareo! Fa, sazy feno fanaintainana no miandry ireo tsy mpino.
105مَّا يَوَدُّ الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْ أَهْلِ الْكِتَابِ وَلَا الْمُشْرِكِينَ أَن يُنَزَّلَ عَلَيْكُم مِّنْ خَيْرٍ مِّن رَّبِّكُمْ ۗ وَاللَّهُ يَخْتَصُّ بِرَحْمَتِهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Tsy tian'ireo tsy mpino, na ireo vahoaka ny jiosy na ireo mpanompo sampy, ny hirotsahan'ny fahasoavana eo aminareo, avy amin'ny Tomponareo; nefa Allah no manokana ny indrafony ho an'izay sitrany; ary Allah no tompon'ilay fahasoavana lehibe.
106۞ مَا نَنسَخْ مِنْ آيَةٍ أَوْ نُنسِهَا نَأْتِ بِخَيْرٍ مِّنْهَا أَوْ مِثْلِهَا ۗ أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Raha manafoana (lalàna fonosin'ny) andininy iray Izahay na mampanadino izany tanteraka, dia mitondra tsaratsara noho izany hatrany, na koa mitovy aminy. tsy efa fantatrao ve fa Allah dia mahefa tokoa ny zavatra rehetra ?
107أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Tsy efa fantatrao ve fa Allah tokoa no tompon'ny fanjakan'ireo lanitra sy ny tany; ary tsy manana mpiahy na mpamonjy hafa ianareo ankoatran'i Allah ?
108أَمْ تُرِيدُونَ أَن تَسْأَلُوا رَسُولَكُمْ كَمَا سُئِلَ مُوسَىٰ مِن قَبْلُ ۗ وَمَن يَتَبَدَّلِ الْكُفْرَ بِالْإِيمَانِ فَقَدْ ضَلَّ سَوَاءَ السَّبِيلِ
Moa va ianareo te-hanontany ilay Iraka eo aminareo sahala amin’ny nanontaniana an’i Moussa fahiny? Izay mampifamadika ny tsy finoana amin’ny Finoana, dia ho very tsy hahita ny làlan’ny fahitsiana.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
106Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 106

Surah Al-Baqarah Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha manafoana (lalàna fonosin'ny) andininy iray Izahay na mampanadino izany…

Surah Andininy 106/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers