Al-Baqarah · 107/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ ١٠٧
Transliteration
Alam ta`lam annallaaha lahoo mulkus samaawaati wal ard; wa maa lakum min doonil laahi minw waliyyinw wa laa naseer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tsy efa fantatrao ve fa Allah tokoa no tompon'ny fanjakan'ireo lanitra sy ny tany; ary tsy manana mpiahy na mpamonjy hafa ianareo ankoatran'i Allah ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 105-109 — Surah Al-Baqarah
105مَّا يَوَدُّ الَّذِينَ كَفَرُوا مِنْ أَهْلِ الْكِتَابِ وَلَا الْمُشْرِكِينَ أَن يُنَزَّلَ عَلَيْكُم مِّنْ خَيْرٍ مِّن رَّبِّكُمْ ۗ وَاللَّهُ يَخْتَصُّ بِرَحْمَتِهِ مَن يَشَاءُ ۚ وَاللَّهُ ذُو الْفَضْلِ الْعَظِيمِ
Tsy tian'ireo tsy mpino, na ireo vahoaka ny jiosy na ireo mpanompo sampy, ny hirotsahan'ny fahasoavana eo aminareo, avy amin'ny Tomponareo; nefa Allah no manokana ny indrafony ho an'izay sitrany; ary Allah no tompon'ilay fahasoavana lehibe.
106۞ مَا نَنسَخْ مِنْ آيَةٍ أَوْ نُنسِهَا نَأْتِ بِخَيْرٍ مِّنْهَا أَوْ مِثْلِهَا ۗ أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Raha manafoana (lalàna fonosin'ny) andininy iray Izahay na mampanadino izany tanteraka, dia mitondra tsaratsara noho izany hatrany, na koa mitovy aminy. tsy efa fantatrao ve fa Allah dia mahefa tokoa ny zavatra rehetra ?
107أَلَمْ تَعْلَمْ أَنَّ اللَّهَ لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَمَا لَكُم مِّن دُونِ اللَّهِ مِن وَلِيٍّ وَلَا نَصِيرٍ
Tsy efa fantatrao ve fa Allah tokoa no tompon'ny fanjakan'ireo lanitra sy ny tany; ary tsy manana mpiahy na mpamonjy hafa ianareo ankoatran'i Allah ?
108أَمْ تُرِيدُونَ أَن تَسْأَلُوا رَسُولَكُمْ كَمَا سُئِلَ مُوسَىٰ مِن قَبْلُ ۗ وَمَن يَتَبَدَّلِ الْكُفْرَ بِالْإِيمَانِ فَقَدْ ضَلَّ سَوَاءَ السَّبِيلِ
Moa va ianareo te-hanontany ilay Iraka eo aminareo sahala amin’ny nanontaniana an’i Moussa fahiny? Izay mampifamadika ny tsy finoana amin’ny Finoana, dia ho very tsy hahita ny làlan’ny fahitsiana.
109وَدَّ كَثِيرٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَوْ يَرُدُّونَكُم مِّن بَعْدِ إِيمَانِكُمْ كُفَّارًا حَسَدًا مِّنْ عِندِ أَنفُسِهِم مِّن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْحَقُّ ۖ فَاعْفُوا وَاصْفَحُوا حَتَّىٰ يَأْتِيَ اللَّهُ بِأَمْرِهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Maro amin’ireo olon’ny boky no maniry ny hampiverina anareo amin’ny tsy finoana taorian’ny nanananareo Finoana. Fialonana avy amin’izy ireo izany! Taorian’ny nampiharihary ny fahamarinana teo imason’izy ireo. Koa mamelà sy mandefera ianareo mandra-pahatongan’ny baiko avy amin’Allah. Satria Allah no Mahefa ny zavatra rehetra.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
107Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 107
Surah Al-Baqarah Andininy 107 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy efa fantatrao ve fa Allah tokoa no tompon'ny fanjakan'ireo…Surah Andininy 107/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 105–109. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








