Al-Baqarah · 77/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
أَوَلَا يَعْلَمُونَ أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ ٧٧
Transliteration
Awalaa ya`lamoona annal laaha ya`lamu maa yusirroona wa maa yu`linoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy fantatr'izy ireo anefa fa Allah dia mahafantatra tsara izay afenin’izy ireo sy izay abaribariny ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 75-79 — Surah Al-Baqarah
75۞ أَفَتَطْمَعُونَ أَن يُؤْمِنُوا لَكُمْ وَقَدْ كَانَ فَرِيقٌ مِّنْهُمْ يَسْمَعُونَ كَلَامَ اللَّهِ ثُمَّ يُحَرِّفُونَهُ مِن بَعْدِ مَا عَقَلُوهُ وَهُمْ يَعْلَمُونَ
Manantena ve ianareo fa hino anareo izy ireo ? Nefa efa nisy andian'olona tamin'izy ireo no naheno ny tenin'i Allah, kanefa novan'izy ireo avy teo ny hevitr'izany taorian'ny fahazoan'izy ireo tsara ny dikany, ary fantatr'izy ireo izany.
76وَإِذَا لَقُوا الَّذِينَ آمَنُوا قَالُوا آمَنَّا وَإِذَا خَلَا بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍ قَالُوا أَتُحَدِّثُونَهُم بِمَا فَتَحَ اللَّهُ عَلَيْكُمْ لِيُحَاجُّوكُم بِهِ عِندَ رَبِّكُمْ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ary rehefa mifanena amin'ireo mpino izy ireo dia miteny hoe : " Izahay dia mino "; fa rehefa samy izy ireo no mihaona dia milaza izy ireo (mifanome tsiny) hoe : " Horesahinareo amin'izy ireo ve izay nambaran'i Allah anareo, mba hampiasain'izy ireo izany ho porofo hanoherana anareo eo anatrehan'ny Tomponareo; tsy misaina va ianareo ? ! ".
77أَوَلَا يَعْلَمُونَ أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ
Moa ve tsy fantatr'izy ireo anefa fa Allah dia mahafantatra tsara izay afenin’izy ireo sy izay abaribariny ?
78وَمِنْهُمْ أُمِّيُّونَ لَا يَعْلَمُونَ الْكِتَابَ إِلَّا أَمَانِيَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَظُنُّونَ
Ary misy amin'izy ireo no tsy mahay mamaky teny sy manoratra; tsy mahalala akory momba ilay boky; afa-tsy manao an-kambo fotsiny; ary izy ireo tsy manao afa-tsy ny maminavina ihany.
79فَوَيْلٌ لِّلَّذِينَ يَكْتُبُونَ الْكِتَابَ بِأَيْدِيهِمْ ثُمَّ يَقُولُونَ هَٰذَا مِنْ عِندِ اللَّهِ لِيَشْتَرُوا بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۖ فَوَيْلٌ لَّهُم مِّمَّا كَتَبَتْ أَيْدِيهِمْ وَوَيْلٌ لَّهُم مِّمَّا يَكْسِبُونَ
Ka loza ho an'ireo izay manoratra ny boky amin'ny tanany dia milaza avy eo hoe : " Ity dia avy amin'i Allah "; mba hahazoan'izy ireo tombontsoa kely ho takalon'izany. ka loza ho azy ireo noho ny zavatra nosoratan'ny tanany; ary loza ho azy ireo amin'izay tambiny azon'izy ireo amin'izany.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
77Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 77
Surah Al-Baqarah Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy fantatr'izy ireo anefa fa Allah dia mahafantatra…Surah Andininy 77/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








