Al-Baqarah · 78/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَمِنْهُمْ أُمِّيُّونَ لَا يَعْلَمُونَ الْكِتَابَ إِلَّا أَمَانِيَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَظُنُّونَ ۝٧٨
Wa minhum ummiyyoona laa ya`lamoonal kitaaba illaaa amaaniyya wa in hum illaa yazunnoon
📖 Dikany Malagasy
Ary misy amin'izy ireo no tsy mahay mamaky teny sy manoratra; tsy mahalala akory momba ilay boky; afa-tsy manao an-kambo fotsiny; ary izy ireo tsy manao afa-tsy ny maminavina ihany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 76-80 — Al-Baqarah

76وَإِذَا لَقُوا الَّذِينَ آمَنُوا قَالُوا آمَنَّا وَإِذَا خَلَا بَعْضُهُمْ إِلَىٰ بَعْضٍ قَالُوا أَتُحَدِّثُونَهُم بِمَا فَتَحَ اللَّهُ عَلَيْكُمْ لِيُحَاجُّوكُم بِهِ عِندَ رَبِّكُمْ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ary rehefa mifanena amin'ireo mpino izy ireo dia miteny hoe : " Izahay dia mino "; fa rehefa samy izy ireo no mihaona dia milaza izy ireo (mifanome tsiny) hoe : " Horesahinareo amin'izy ireo ve izay nambaran'i Allah anareo, mba hampiasain'izy ireo izany ho porofo hanoherana anareo eo anatrehan'ny Tomponareo; tsy misaina va ianareo ? ! ".
77أَوَلَا يَعْلَمُونَ أَنَّ اللَّهَ يَعْلَمُ مَا يُسِرُّونَ وَمَا يُعْلِنُونَ
Moa ve tsy fantatr'izy ireo anefa fa Allah dia mahafantatra tsara izay afenin’izy ireo sy izay abaribariny ?
78وَمِنْهُمْ أُمِّيُّونَ لَا يَعْلَمُونَ الْكِتَابَ إِلَّا أَمَانِيَّ وَإِنْ هُمْ إِلَّا يَظُنُّونَ
Ary misy amin'izy ireo no tsy mahay mamaky teny sy manoratra; tsy mahalala akory momba ilay boky; afa-tsy manao an-kambo fotsiny; ary izy ireo tsy manao afa-tsy ny maminavina ihany.
79فَوَيْلٌ لِّلَّذِينَ يَكْتُبُونَ الْكِتَابَ بِأَيْدِيهِمْ ثُمَّ يَقُولُونَ هَٰذَا مِنْ عِندِ اللَّهِ لِيَشْتَرُوا بِهِ ثَمَنًا قَلِيلًا ۖ فَوَيْلٌ لَّهُم مِّمَّا كَتَبَتْ أَيْدِيهِمْ وَوَيْلٌ لَّهُم مِّمَّا يَكْسِبُونَ
Ka loza ho an'ireo izay manoratra ny boky amin'ny tanany dia milaza avy eo hoe : " Ity dia avy amin'i Allah "; mba hahazoan'izy ireo tombontsoa kely ho takalon'izany. ka loza ho azy ireo noho ny zavatra nosoratan'ny tanany; ary loza ho azy ireo amin'izay tambiny azon'izy ireo amin'izany.
80وَقَالُوا لَن تَمَسَّنَا النَّارُ إِلَّا أَيَّامًا مَّعْدُودَةً ۚ قُلْ أَتَّخَذْتُمْ عِندَ اللَّهِ عَهْدًا فَلَن يُخْلِفَ اللَّهُ عَهْدَهُ ۖ أَمْ تَقُولُونَ عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Ary niteny izy ireo hoe : " Tsy ho voakasiky ny Afobe velively izahay; afa-tsy andro vitsivitsy azo isaina ". Lazao hoe : " Nahazo fampanantenana avy tamin'i Allah ve ianareo; fa (raha izany) Allah dia tsy hivadika mihitsy amin'ny fampanantenany; sa ianareo miteny mikasika an'i Allah zavatra izay tsy fantatrareo ? ".
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
78Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 78

Surah Al-Baqarah Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary misy amin'izy ireo no tsy mahay mamaky teny sy…

Surah Andininy 78/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers