Al-Baqarah · 99/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَلَقَدْ أَنزَلْنَا إِلَيْكَ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ ۖ وَمَا يَكْفُرُ بِهَا إِلَّا الْفَاسِقُونَ ۝٩٩
Wa laqad anzalnaaa ilaika Aayaatim baiyinaatinw wa maa yakfuru bihaaa illal faasiqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary efa nampidininay taminao tokoa ireo famantarana mazava; ka tsy misy olona mitsipaka izany afa-tsy ireo mpanao ratsy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 97-101 — Al-Baqarah

97قُلْ مَن كَانَ عَدُوًّا لِّجِبْرِيلَ فَإِنَّهُ نَزَّلَهُ عَلَىٰ قَلْبِكَ بِإِذْنِ اللَّهِ مُصَدِّقًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ وَهُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Lazao azy ireo : “Izay mitsangana ho fahavalon’i Jibril, dia tadidio, fa izy no nampidina ny Kor’any masina tao am-ponao, alàlana avy amin’Allah; izay manamafy ny efa teo am-pelatànany hatramin’izay sy taridàlana, ary koa vaovao mahafaly ho an’ireo mpino.
98مَن كَانَ عَدُوًّا لِّلَّهِ وَمَلَائِكَتِهِ وَرُسُلِهِ وَجِبْرِيلَ وَمِيكَالَ فَإِنَّ اللَّهَ عَدُوٌّ لِّلْكَافِرِينَ
Na iza na iza mitsangana ho fahavalon'i Allah sy ireo Anjeliny sy ireo Irany, ary Gabriela sy Mikaila; dia tena marina fa Allah dia fahavalon'ireo tsy mpino.
99وَلَقَدْ أَنزَلْنَا إِلَيْكَ آيَاتٍ بَيِّنَاتٍ ۖ وَمَا يَكْفُرُ بِهَا إِلَّا الْفَاسِقُونَ
Ary efa nampidininay taminao tokoa ireo famantarana mazava; ka tsy misy olona mitsipaka izany afa-tsy ireo mpanao ratsy.
100أَوَكُلَّمَا عَاهَدُوا عَهْدًا نَّبَذَهُ فَرِيقٌ مِّنْهُم ۚ بَلْ أَكْثَرُهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Isaky ny manao fifanekena ve izy ireo dia mitsipaka izany hatrany ny sasany amin'izy ireo ? efa ny amkamaroan'izy ireo mihitsy no tsy mino.
101وَلَمَّا جَاءَهُمْ رَسُولٌ مِّنْ عِندِ اللَّهِ مُصَدِّقٌ لِّمَا مَعَهُمْ نَبَذَ فَرِيقٌ مِّنَ الَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ كِتَابَ اللَّهِ وَرَاءَ ظُهُورِهِمْ كَأَنَّهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Ary rehefa tonga tamin'izy ireo ny Iraka avy tamin'i Allah, izay manamarina ny teo am-pelatanan'izy ireo, dia misy andiany tamin'ireo olon'ny Boky no nanipy ny Bokin'i Allah tao an-damosiny, sahala amin'ny hoe tsy mahalala izany izy ireo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
99Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 99

Surah Al-Baqarah Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary efa nampidininay taminao tokoa ireo famantarana mazava; ka tsy…

Surah Andininy 99/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 97–101. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers