Taha · 11/135
Fandikana Fanononana — Taha
فَلَمَّا أَتَاهَا نُودِيَ يَا مُوسَىٰ ١١
Transliteration
Falammaaa ataahaa noodiya yaa Moosaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary nony tonga teo izy, dia nisy feo niantso azy hoe : “ Ry Moussa ! "
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 9-13 — Taha
9وَهَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ
Moa ve tonga Taminao ny tantaran’i Mosa ?
10إِذْ رَأَىٰ نَارًا فَقَالَ لِأَهْلِهِ امْكُثُوا إِنِّي آنَسْتُ نَارًا لَّعَلِّي آتِيكُم مِّنْهَا بِقَبَسٍ أَوْ أَجِدُ عَلَى النَّارِ هُدًى
Raha nahita afo Izy, dia niteny tamin’ny fianakaviany ka nanao hoe : “ Mijanona eto ianareo ! Fa Izaho dia nahatazana afo tokoa erý lavitra erý, angamba hitondra tapa-porohana ho Anareo Aho, na ahita toro-làlana eo anatrehan’io afo io Aho ”.
11فَلَمَّا أَتَاهَا نُودِيَ يَا مُوسَىٰ
Ary nony tonga teo izy, dia nisy feo niantso azy hoe : “ Ry Moussa ! "
12إِنِّي أَنَا رَبُّكَ فَاخْلَعْ نَعْلَيْكَ ۖ إِنَّكَ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Izaho no Tomponao ! Esory ny Kapanao, satria eo amin’ny lohasaha masina, “ Towa ” Ianao.
13وَأَنَا اخْتَرْتُكَ فَاسْتَمِعْ لِمَا يُوحَىٰ
Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
11Andininy
Fandikana — Taha 11
Surah Taha Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nony tonga teo izy, dia nisy feo niantso azy…Surah Andininy 11/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








