Taha · 135/135
Fandikana Fanononana — Taha
قُلْ كُلٌّ مُّتَرَبِّصٌ فَتَرَبَّصُوا ۖ فَسَتَعْلَمُونَ مَنْ أَصْحَابُ الصِّرَاطِ السَّوِيِّ وَمَنِ اهْتَدَىٰ ١٣٥
Transliteration
Qul kullum mutarabbisun fatarabbasoo fasta`lamoona man Ashaabus Siraatis Sawiyyi wa manih tadaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “ Ny tsirairay dia samy miandry avokoa. Miandrasa ihany koa àry Ianareo ! Tsy ho ela dia ho fantatrareo, iza ireo Olon’ny làla-mahitsy, sy ireo izay voatari-dàlana ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 133-135 — Taha
133وَقَالُوا لَوْلَا يَأْتِينَا بِآيَةٍ مِّن رَّبِّهِ ۚ أَوَلَمْ تَأْتِهِم بَيِّنَةُ مَا فِي الصُّحُفِ الْأُولَىٰ
Ary niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Nahoana Izahay no tsy hitondrany fahagagana avy amin’ny Tompony ? ”. Moa ve tsy efa tonga tamin’izy ireo ny porofo izay noraiketin’ireo Boky teo aloha ?
134وَلَوْ أَنَّا أَهْلَكْنَاهُم بِعَذَابٍ مِّن قَبْلِهِ لَقَالُوا رَبَّنَا لَوْلَا أَرْسَلْتَ إِلَيْنَا رَسُولًا فَنَتَّبِعَ آيَاتِكَ مِن قَبْلِ أَن نَّذِلَّ وَنَخْزَىٰ
Ary raha naringanay tamin’ny famaizana talohan’ny nahatongavany (Mohammady) izy ireo, dia ho niteny tokoa izy ireo ka nanao hoe : “ Ry Tomponay ô ! Nahoana no tsy nandefasanao Iraka izahay ? Dia ho nanaraka ny famantaranao (porofo fanambarana) Izahay, mialohan’ny hiatrehanay (ambany dia ambany), sy fahafaham-baraka Aminay ”.
135قُلْ كُلٌّ مُّتَرَبِّصٌ فَتَرَبَّصُوا ۖ فَسَتَعْلَمُونَ مَنْ أَصْحَابُ الصِّرَاطِ السَّوِيِّ وَمَنِ اهْتَدَىٰ
Teneno hoe : “ Ny tsirairay dia samy miandry avokoa. Miandrasa ihany koa àry Ianareo ! Tsy ho ela dia ho fantatrareo, iza ireo Olon’ny làla-mahitsy, sy ireo izay voatari-dàlana ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
135Andininy
Fandikana — Taha 135
Surah Taha Andininy 135 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “ Ny tsirairay dia samy miandry avokoa.…Surah Andininy 135/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 133–135. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








