Taha · 7/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَإِن تَجْهَرْ بِالْقَوْلِ فَإِنَّهُ يَعْلَمُ السِّرَّ وَأَخْفَى ۝٧
Wa in tajhar bilqawli fainnahoo ya`lamus sirra wa akhfaa
📖 Dikany Malagasy
Ary raha mampiaka-peo Ianao, Izy dia mahafantatra tokoa ireo zava-miafina, na dia ireo izay tena miafina aza.
🎧 Henoy

📜 Andininy 5-9 — Taha

5الرَّحْمَٰنُ عَلَى الْعَرْشِ اسْتَوَىٰ
Ilay be Fiantrana nitoetra eo amin’ny Seza Fiandrianana.
6لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا وَمَا تَحْتَ الثَّرَىٰ
Ary Azy avokoa izay any amin’ireo lanitra, sy ety an-tany, ary izay eo anelanelan’izy ireo, sy izay any ambanin’ny tany.
7وَإِن تَجْهَرْ بِالْقَوْلِ فَإِنَّهُ يَعْلَمُ السِّرَّ وَأَخْفَى
Ary raha mampiaka-peo Ianao, Izy dia mahafantatra tokoa ireo zava-miafina, na dia ireo izay tena miafina aza.
8اللَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا هُوَ ۖ لَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَىٰ
Allah ! Tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izy ! Azy ireo anarana tsara indrindra.
9وَهَلْ أَتَاكَ حَدِيثُ مُوسَىٰ
Moa ve tonga Taminao ny tantaran’i Mosa ?
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Taha 7

Surah Taha Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha mampiaka-peo Ianao, Izy dia mahafantatra tokoa ireo zava-miafina,…

Surah Andininy 7/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers