Al-Anbiya · 102/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
لَا يَسْمَعُونَ حَسِيسَهَا ۖ وَهُمْ فِي مَا اشْتَهَتْ أَنفُسُهُمْ خَالِدُونَ ۝١٠٢
Laa yasma`oona hasee sahaa wa hum fee mash tahat anfusuhum khaalidoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy aheno ny feony izy ireo ary hifaly mandrakizay amin’izay irin’ny tenan'izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 100-104 — Surah Al-Anbiya

100لَهُمْ فِيهَا زَفِيرٌ وَهُمْ فِيهَا لَا يَسْمَعُونَ
Hitrona mafy izy ireo ao anatin’izany, nefa dia tsy aheno na inona na inona amin’izany.
101إِنَّ الَّذِينَ سَبَقَتْ لَهُم مِّنَّا الْحُسْنَىٰ أُولَٰئِكَ عَنْهَا مُبْعَدُونَ
Fa ireo izay efa nahazo fahasoavana mialoha avy aty Aminay kosa dia ho lavitra izany (ny Afobe) izy ireo.
102لَا يَسْمَعُونَ حَسِيسَهَا ۖ وَهُمْ فِي مَا اشْتَهَتْ أَنفُسُهُمْ خَالِدُونَ
Tsy aheno ny feony izy ireo ary hifaly mandrakizay amin’izay irin’ny tenan'izy ireo.
103لَا يَحْزُنُهُمُ الْفَزَعُ الْأَكْبَرُ وَتَتَلَقَّاهُمُ الْمَلَائِكَةُ هَٰذَا يَوْمُكُمُ الَّذِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ
Tsy hampalahelo azy ireo ny tahotra lehibe, satria hotsenan’ireo Anjely izy ireo (ary ilazany vaovao mahafaly hoe) :” ity ilay Andronareo izay nampanantenaina anareo”.
104يَوْمَ نَطْوِي السَّمَاءَ كَطَيِّ السِّجِلِّ لِلْكُتُبِ ۚ كَمَا بَدَأْنَا أَوَّلَ خَلْقٍ نُّعِيدُهُ ۚ وَعْدًا عَلَيْنَا ۚ إِنَّا كُنَّا فَاعِلِينَ
Amin’ny andro izay hamoretanay ny lanitra tahaka ny hamoretana ny taratasin’ny boky, toy ny nanaovanay ny famoronana voalohany no hamerenanay azy indray. Fampanantenana efa nataonay izany, tsy maintsy ho tanterahanay tokoa !
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
102Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 102

Surah Al-Anbiya Andininy 102 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy aheno ny feony izy ireo ary hifaly mandrakizay amin’izay…

Surah Andininy 102/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 100–104. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers