Al-Anbiya · 101/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
إِنَّ الَّذِينَ سَبَقَتْ لَهُم مِّنَّا الْحُسْنَىٰ أُولَٰئِكَ عَنْهَا مُبْعَدُونَ ۝١٠١
Innal lazeena sabaqat lahum minnal husnaaa ulaaa`ika `anhaa mub`adoon
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo izay efa nahazo fahasoavana mialoha avy aty Aminay kosa dia ho lavitra izany (ny Afobe) izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 99-103 — Surah Al-Anbiya

99لَوْ كَانَ هَٰؤُلَاءِ آلِهَةً مَّا وَرَدُوهَا ۖ وَكُلٌّ فِيهَا خَالِدُونَ
Raha tena zanahary tokoa izy ireny (sampy) dia tsy niroboka tao (amin’ny Afobe) izy ireo ; nefa hitoetra ao mandrakizay izy rehetra.
100لَهُمْ فِيهَا زَفِيرٌ وَهُمْ فِيهَا لَا يَسْمَعُونَ
Hitrona mafy izy ireo ao anatin’izany, nefa dia tsy aheno na inona na inona amin’izany.
101إِنَّ الَّذِينَ سَبَقَتْ لَهُم مِّنَّا الْحُسْنَىٰ أُولَٰئِكَ عَنْهَا مُبْعَدُونَ
Fa ireo izay efa nahazo fahasoavana mialoha avy aty Aminay kosa dia ho lavitra izany (ny Afobe) izy ireo.
102لَا يَسْمَعُونَ حَسِيسَهَا ۖ وَهُمْ فِي مَا اشْتَهَتْ أَنفُسُهُمْ خَالِدُونَ
Tsy aheno ny feony izy ireo ary hifaly mandrakizay amin’izay irin’ny tenan'izy ireo.
103لَا يَحْزُنُهُمُ الْفَزَعُ الْأَكْبَرُ وَتَتَلَقَّاهُمُ الْمَلَائِكَةُ هَٰذَا يَوْمُكُمُ الَّذِي كُنتُمْ تُوعَدُونَ
Tsy hampalahelo azy ireo ny tahotra lehibe, satria hotsenan’ireo Anjely izy ireo (ary ilazany vaovao mahafaly hoe) :” ity ilay Andronareo izay nampanantenaina anareo”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
101Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 101

Surah Al-Anbiya Andininy 101 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo izay efa nahazo fahasoavana mialoha avy aty Aminay…

Surah Andininy 101/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 99–103. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers