Al-Hajj · 8/78
Fandikana Fanononana — Al-Hajj
وَمِنَ النَّاسِ مَن يُجَادِلُ فِي اللَّهِ بِغَيْرِ عِلْمٍ وَلَا هُدًى وَلَا كِتَابٍ مُّنِيرٍ ٨
Transliteration
Wa minan naasi mai yujaadilu fil laahi bighairi `ilminw wa laa hudanw wa laa Kitaabim Muneer
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary misy amin’ireo olombelona no miady hevitra mahakasika an’I Allah, tsy amim-pahalalana, tsy manam-pitari-dalana, tsy misy boky mpanazava.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 6-10 — Al-Hajj
6ذَٰلِكَ بِأَنَّ اللَّهَ هُوَ الْحَقُّ وَأَنَّهُ يُحْيِي الْمَوْتَىٰ وَأَنَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Izany no misy satria, i Allah Ilay Marina, ary Izy Ilay mamelona ny maty sy manam-pahefana amin’ny zava-drehetra.
7وَأَنَّ السَّاعَةَ آتِيَةٌ لَّا رَيْبَ فِيهَا وَأَنَّ اللَّهَ يَبْعَثُ مَن فِي الْقُبُورِ
Ary marina tokoa fa ny Ora dia ho avy, tsy hisalasalana ny amin’izany, ary marina fa I Allah dia hanangana izay ao am-pasana.
8وَمِنَ النَّاسِ مَن يُجَادِلُ فِي اللَّهِ بِغَيْرِ عِلْمٍ وَلَا هُدًى وَلَا كِتَابٍ مُّنِيرٍ
Ary misy amin’ireo olombelona no miady hevitra mahakasika an’I Allah, tsy amim-pahalalana, tsy manam-pitari-dalana, tsy misy boky mpanazava.
9ثَانِيَ عِطْفِهِ لِيُضِلَّ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۖ لَهُ فِي الدُّنْيَا خِزْيٌ ۖ وَنُذِيقُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ عَذَابَ الْحَرِيقِ
Maneho ny fireharehany izy mba hamiliany hiala ny lalan’I Allah. Ho azy ny fahafaham-baraka eto an-tany, ary hampanandraminay azy ny famaizana amin’ny Afobe amin’ny Andro Fitsanganana .
10ذَٰلِكَ بِمَا قَدَّمَتْ يَدَاكَ وَأَنَّ اللَّهَ لَيْسَ بِظَلَّامٍ لِّلْعَبِيدِ
Izany dia vokatry ny nataon’ny tananao roa, ary marina fa I Allah dia tsy mpanao ny tsy rariny amin’ireo mpanompo.
Al-HajjFizahan-takila Koraña
78Andininy
MedinanRevelation
8Andininy
Fandikana — Al-Hajj 8
Surah Al-Hajj Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary misy amin’ireo olombelona no miady hevitra mahakasika an’I Allah,…Surah Andininy 8/78 — Al-Hajj الحج (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Hajj Henoy, Al-Hajj Fandikana, Al-Hajj mp3, Al-Hajj pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








