Al-Mu'minun · 94/118
Fandikana Fanononana — Al-Mu'minun
رَبِّ فَلَا تَجْعَلْنِي فِي الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ ٩٤
Transliteration
Rabbi falaa taj`alnee fil qawmiz zaalimeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
"Tompo ô ! Aza atao ho anisan’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny aho !”
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 92-96 — Al-Mu'minun
92عَالِمِ الْغَيْبِ وَالشَّهَادَةِ فَتَعَالَىٰ عَمَّا يُشْرِكُونَ
(Izy no) Mahalala ny zava-miafina sy ny hita maso ! Ary Izy dia ambony lavitra noho izay ankamban’izy ireo Aminy !
93قُل رَّبِّ إِمَّا تُرِيَنِّي مَا يُوعَدُونَ
Teneno hoe : “Tompo ô ! Raha sanatria ka asehonao ahy izay ampanantenainao azy ireo."
94رَبِّ فَلَا تَجْعَلْنِي فِي الْقَوْمِ الظَّالِمِينَ
"Tompo ô ! Aza atao ho anisan’ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny aho !”
95وَإِنَّا عَلَىٰ أَن نُّرِيَكَ مَا نَعِدُهُمْ لَقَادِرُونَ
Ary ho afaka tokoa hampiseho aminao izay nampanantenanay azy ireo Izahay.
96ادْفَعْ بِالَّتِي هِيَ أَحْسَنُ السَّيِّئَةَ ۚ نَحْنُ أَعْلَمُ بِمَا يَصِفُونَ
Atoseho amin’ny alalan’izay tena tsara ny ratsy. Izahay no tena mahalala izay faritan’izy ireo.
Al-Mu'minunFizahan-takila Koraña
118Andininy
MeccanRevelation
94Andininy
Fandikana — Al-Mu'minun 94
Surah Al-Mu'minun Andininy 94 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : "Tompo ô ! Aza atao ho anisan’ireo vahoaka mpanao ny…Surah Andininy 94/118 — Al-Mu'minun المؤمنون (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mu'minun Henoy, Al-Mu'minun Fandikana, Al-Mu'minun mp3, Al-Mu'minun pdf. Andininy 92–96. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








