Ash-Shu'ara · 143/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ ۝١٤٣
Innee lakum Rasoolun ameen
📖 Dikany Malagasy
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !

🎧 Henoy


📜 Andininy 141-145 — Ash-Shu'ara

141كَذَّبَتْ ثَمُودُ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo iraka ho mpandainga, ireo Thamody.
142إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ صَالِحٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Soalihy hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
143إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
144فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
145وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
143Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 143

Surah Ash-Shu'ara Andininy 143 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !

Surah Andininy 143/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 141–145. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers