Ash-Shu'ara · 144/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ ۝١٤٤
Fattaqul laaha wa atee`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 142-146 — Ash-Shu'ara

142إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ صَالِحٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Soalihy hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?”
143إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
144فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
145وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
146أَتُتْرَكُونَ فِي مَا هَاهُنَا آمِنِينَ
Moa ve avela am-pilaminana amin’izao toe-javatra misy anareo izao ianareo ?
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
144Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 144

Surah Ash-Shu'ara Andininy 144 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.

Surah Andininy 144/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 142–146. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers