Ash-Shu'ara · 145/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ ١٤٥
Transliteration
Wa maaa as`alukum `alaihi min ajrin in ajriya illaa `alaa Rabbil `aalameen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 143-147 — Ash-Shu'ara
143إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
144فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
145وَمَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ ۖ إِنْ أَجْرِيَ إِلَّا عَلَىٰ رَبِّ الْعَالَمِينَ
Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy karama aho afa-tsy avy amin’ny Tompon’izao Tontolo izao.
146أَتُتْرَكُونَ فِي مَا هَاهُنَا آمِنِينَ
Moa ve avela am-pilaminana amin’izao toe-javatra misy anareo izao ianareo ?
147فِي جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ao amin’ireo zaridaina sy loharano.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
145Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 145
Surah Ash-Shu'ara Andininy 145 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy mangataka tambiny aminareo aho momba izany, tsy misy…Surah Andininy 145/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 143–147. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








