Al-Qasas · 64/88
Fandikana Fanononana — Al-Qasas
وَقِيلَ ادْعُوا شُرَكَاءَكُمْ فَدَعَوْهُمْ فَلَمْ يَسْتَجِيبُوا لَهُمْ وَرَأَوُا الْعَذَابَ ۚ لَوْ أَنَّهُمْ كَانُوا يَهْتَدُونَ ۝٦٤
Wa qeelad `oo shurakaaa`akum fada`awhum falam yastajeeboo lahum wa ra awul `azaab; law annahum kaanoo yahtadoon
📖 Dikany Malagasy
Ary hotenenina (izy ireo) hoe : “Antsoy ireo mpiara-miombon’antoka taminareo !” Ka hiantso azy ireo izy ireo, nefa tsy hamaly azy ireo izy ireo. Rehefa hahita ny sazy izy ireo, dia haniry ny nanaraka ny tari-dalana (tamin’ny fiainana an-tany) !
🎧 Henoy

📜 Andininy 62-66 — Al-Qasas

62وَيَوْمَ يُنَادِيهِمْ فَيَقُولُ أَيْنَ شُرَكَائِيَ الَّذِينَ كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary amin’ny andro izay hiantsoany (Allah) azy ireo, dia hiteny Izy hoe : “Aiza ireo mpiara-miombon’antoka Amiko (izay noheverinareo hanavotra sy hanelanelana ho anareo) ?”
63قَالَ الَّذِينَ حَقَّ عَلَيْهِمُ الْقَوْلُ رَبَّنَا هَٰؤُلَاءِ الَّذِينَ أَغْوَيْنَا أَغْوَيْنَاهُمْ كَمَا غَوَيْنَا ۖ تَبَرَّأْنَا إِلَيْكَ ۖ مَا كَانُوا إِيَّانَا يَعْبُدُونَ
Niteny ireo izay niharan’ny fitenenana nanao hoe : “Tomponay ô ! Ireny (ny vahoaka) izay noverezinay, noverezinay izy ireo tahaka ny nahavery anay ihany koa. Mitsipaka (azy ireo) eo anatrehanao izahay. Tsy izahay no notompoin’izy ireo”.
64وَقِيلَ ادْعُوا شُرَكَاءَكُمْ فَدَعَوْهُمْ فَلَمْ يَسْتَجِيبُوا لَهُمْ وَرَأَوُا الْعَذَابَ ۚ لَوْ أَنَّهُمْ كَانُوا يَهْتَدُونَ
Ary hotenenina (izy ireo) hoe : “Antsoy ireo mpiara-miombon’antoka taminareo !” Ka hiantso azy ireo izy ireo, nefa tsy hamaly azy ireo izy ireo. Rehefa hahita ny sazy izy ireo, dia haniry ny nanaraka ny tari-dalana (tamin’ny fiainana an-tany) !
65وَيَوْمَ يُنَادِيهِمْ فَيَقُولُ مَاذَا أَجَبْتُمُ الْمُرْسَلِينَ
Ary amin’ny andro izay hiantsoany azy ireo, dia hiteny Izy (Allah) hanao hoe : “Inona no navalinareo ireo Iraka ?”.
66فَعَمِيَتْ عَلَيْهِمُ الْأَنبَاءُ يَوْمَئِذٍ فَهُمْ لَا يَتَسَاءَلُونَ
Ka hifamahofaho amin’izy ireo ny vaovao (porofo) amin’izany andro izany, ka tsy hifampanontany intsony izy ireo.
Al-QasasFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Al-Qasas 64

Surah Al-Qasas Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hotenenina (izy ireo) hoe : “Antsoy ireo mpiara-miombon’antoka taminareo…

Surah Andininy 64/88 — Al-Qasas القصص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qasas Henoy, Al-Qasas Fandikana, Al-Qasas mp3, Al-Qasas pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers