Iloaran'i Imrana · 70/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تَكْفُرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَأَنتُمْ تَشْهَدُونَ ۝٧٠
Yaaa Ahlal Kitaabi lima takfuroona bi Aayaatil laahi wan antum tashadoon
📖 Dikany Malagasy
Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mitsipaka ireo fanambaran’i Allah, nefa ianareo dia vavolombelona tamin’izany ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 68-72 — Surah Iloaran'i Imrana

68إِنَّ أَوْلَى النَّاسِ بِإِبْرَاهِيمَ لَلَّذِينَ اتَّبَعُوهُ وَهَٰذَا النَّبِيُّ وَالَّذِينَ آمَنُوا ۗ وَاللَّهُ وَلِيُّ الْمُؤْمِنِينَ
Tena marina fa, ny Olona mendrika hitonon-tena hoe avy amin’i Ibrahimo (A.s), dia ireo izay nanaraka Azy, sy ity Mpaminany ity [46], ary ireo izay nino. Ary i Allah no Mpiahy ireo mpino.
69وَدَّت طَّائِفَةٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَوْ يُضِلُّونَكُمْ وَمَا يُضِلُّونَ إِلَّا أَنفُسَهُمْ وَمَا يَشْعُرُونَ
Naniry ny mba hamery làlana Anareo ny andiany amin’ireo Olon’ny Boky. ka nefa tsy mamery làlana afa-tsy ny Tenany ihany izy ireo; saingy tsy mahatsapa izany izy ireo.
70يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تَكْفُرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَأَنتُمْ تَشْهَدُونَ
Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mitsipaka ireo fanambaran’i Allah, nefa ianareo dia vavolombelona tamin’izany ?
71يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تَلْبِسُونَ الْحَقَّ بِالْبَاطِلِ وَتَكْتُمُونَ الْحَقَّ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mampifangaro ny marina amin’ny lainga sy manafina ny marina, ka nefa mahafantatra tsara an'izany Ianareo ?
72وَقَالَت طَّائِفَةٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ آمِنُوا بِالَّذِي أُنزِلَ عَلَى الَّذِينَ آمَنُوا وَجْهَ النَّهَارِ وَاكْفُرُوا آخِرَهُ لَعَلَّهُمْ يَرْجِعُونَ
Ary niteny ny andiany iray tamin’ireo Olon’ny Boky ka nanao hoe :” Minoa Ianareo amin'izay nampidinina tamin’ireo nino, amin’ny fiandohan’ny maraina, fa mitsipaha izany kosa amin’ny hariva, angamba hiverin-dàlana izy ireo.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
70Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 70

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mitsipaka ireo…

Surah Andininy 70/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers