Iloaran'i Imrana · 69/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
وَدَّت طَّائِفَةٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَوْ يُضِلُّونَكُمْ وَمَا يُضِلُّونَ إِلَّا أَنفُسَهُمْ وَمَا يَشْعُرُونَ ۝٦٩
Waddat taaa`ifatum min Ahlil Kitaabi law yudil loonakum wa maa yudilloona illaaa anfusahum wa maa yash`uroon
📖 Dikany Malagasy
Naniry ny mba hamery làlana Anareo ny andiany amin’ireo Olon’ny Boky. ka nefa tsy mamery làlana afa-tsy ny Tenany ihany izy ireo; saingy tsy mahatsapa izany izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 67-71 — Surah Iloaran'i Imrana

67مَا كَانَ إِبْرَاهِيمُ يَهُودِيًّا وَلَا نَصْرَانِيًّا وَلَٰكِن كَانَ حَنِيفًا مُّسْلِمًا وَمَا كَانَ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Tsy jiosy akory i Ibrahim, ary tsy Kristianina, fa olo-marina sy mpanolo tena Izy. Ary tsy mba anisan’ireo mpanompo sampy.
68إِنَّ أَوْلَى النَّاسِ بِإِبْرَاهِيمَ لَلَّذِينَ اتَّبَعُوهُ وَهَٰذَا النَّبِيُّ وَالَّذِينَ آمَنُوا ۗ وَاللَّهُ وَلِيُّ الْمُؤْمِنِينَ
Tena marina fa, ny Olona mendrika hitonon-tena hoe avy amin’i Ibrahimo (A.s), dia ireo izay nanaraka Azy, sy ity Mpaminany ity [46], ary ireo izay nino. Ary i Allah no Mpiahy ireo mpino.
69وَدَّت طَّائِفَةٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَوْ يُضِلُّونَكُمْ وَمَا يُضِلُّونَ إِلَّا أَنفُسَهُمْ وَمَا يَشْعُرُونَ
Naniry ny mba hamery làlana Anareo ny andiany amin’ireo Olon’ny Boky. ka nefa tsy mamery làlana afa-tsy ny Tenany ihany izy ireo; saingy tsy mahatsapa izany izy ireo.
70يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تَكْفُرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَأَنتُمْ تَشْهَدُونَ
Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mitsipaka ireo fanambaran’i Allah, nefa ianareo dia vavolombelona tamin’izany ?
71يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تَلْبِسُونَ الْحَقَّ بِالْبَاطِلِ وَتَكْتُمُونَ الْحَقَّ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
Ô Ianareo Olon’ny Boky ! Nahoana Ianareo no mampifangaro ny marina amin’ny lainga sy manafina ny marina, ka nefa mahafantatra tsara an'izany Ianareo ?
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
69Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 69

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Naniry ny mba hamery làlana Anareo ny andiany amin’ireo Olon’ny…

Surah Andininy 69/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers