Iloaran'i Imrana · 86/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
كَيْفَ يَهْدِي اللَّهُ قَوْمًا كَفَرُوا بَعْدَ إِيمَانِهِمْ وَشَهِدُوا أَنَّ الرَّسُولَ حَقٌّ وَجَاءَهُمُ الْبَيِّنَاتُ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ ۝٨٦
Kaifa yahdil laahu qawman kafaroo ba`da eemaanihim wa shahidooo annar Rasoola haqqunw wa jaaa`ahumul baiyinaat; wallaahu laa yahdil qawmaz zaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Ahoana no hitarihan’i Allah làlana ny vahoaka tsy mino, taorian’izy ireo efa nino sy nitsangana ho vavolombelona fa tena marina tokoa ny Iraka, ary taorian’ny nahatongavan’ireo porofo mazava tamin’izy ireo. Ary Allah dia tsy mitari-dàlana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 84-88 — Surah Iloaran'i Imrana

84قُلْ آمَنَّا بِاللَّهِ وَمَا أُنزِلَ عَلَيْنَا وَمَا أُنزِلَ عَلَىٰ إِبْرَاهِيمَ وَإِسْمَاعِيلَ وَإِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ وَالْأَسْبَاطِ وَمَا أُوتِيَ مُوسَىٰ وَعِيسَىٰ وَالنَّبِيُّونَ مِن رَّبِّهِمْ لَا نُفَرِّقُ بَيْنَ أَحَدٍ مِّنْهُمْ وَنَحْنُ لَهُ مُسْلِمُونَ
Lazao ny hoe : " Izahay dia mino an'i Allah; ary mino izay nampidinina Taminay sy izay nampidinina tamin'i Ibrahim, Ismaely, Ishaaka sy Ya'qoub ary ireo foko (taranak'i Ya'qoub), ary izay nomena an'i Moussa sy Issa, ary izay nomena ireo Mpaminany avy tamin'ny Tompon'izy ireo. Tsy manavaka na dia iray amin'izy ireo Izahay ; ary Izahay dia mpanolo-tena ho Azy.
85وَمَن يَبْتَغِ غَيْرَ الْإِسْلَامِ دِينًا فَلَن يُقْبَلَ مِنْهُ وَهُوَ فِي الْآخِرَةِ مِنَ الْخَاسِرِينَ
Ary izay mandray finoana hafa ankoatra ny finoana Islamo dia tsy ho ekena aminy izany, ary any an-koatra, dia ho anisan’ny maty antoka Izy ireo.
86كَيْفَ يَهْدِي اللَّهُ قَوْمًا كَفَرُوا بَعْدَ إِيمَانِهِمْ وَشَهِدُوا أَنَّ الرَّسُولَ حَقٌّ وَجَاءَهُمُ الْبَيِّنَاتُ ۚ وَاللَّهُ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
Ahoana no hitarihan’i Allah làlana ny vahoaka tsy mino, taorian’izy ireo efa nino sy nitsangana ho vavolombelona fa tena marina tokoa ny Iraka, ary taorian’ny nahatongavan’ireo porofo mazava tamin’izy ireo. Ary Allah dia tsy mitari-dàlana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.
87أُولَٰئِكَ جَزَاؤُهُمْ أَنَّ عَلَيْهِمْ لَعْنَةَ اللَّهِ وَالْمَلَائِكَةِ وَالنَّاسِ أَجْمَعِينَ
Fa handray ny valin’asany izy ireny, dia ny hozona avy amin’Allah, sy ireo Anjely, ary ny olombelona rehetra.
88خَالِدِينَ فِيهَا لَا يُخَفَّفُ عَنْهُمُ الْعَذَابُ وَلَا هُمْ يُنظَرُونَ
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Tsy ho hamaivanina amin’izy ireo ny famaizana, ary tsy hisy hijery azy ireo
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
86Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 86

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ahoana no hitarihan’i Allah làlana ny vahoaka tsy mino, taorian’izy…

Surah Andininy 86/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers