Ar-Rum · 11/60
Fandikana Fanononana — Ar-Rum
اللَّهُ يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ثُمَّ إِلَيْهِ تُرْجَعُونَ ١١
Transliteration
Allaahu yabda`ul khalqa summa yu`eeduhoo summa ilaihi turja`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Allah no nanomboka ny fahariana; ary Izy ihany no mamerina azy indray; ary any Aminy no hamerenana anareo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 9-13 — Ar-Rum
9أَوَلَمْ يَسِيرُوا فِي الْأَرْضِ فَيَنظُرُوا كَيْفَ كَانَ عَاقِبَةُ الَّذِينَ مِن قَبْلِهِمْ ۚ كَانُوا أَشَدَّ مِنْهُمْ قُوَّةً وَأَثَارُوا الْأَرْضَ وَعَمَرُوهَا أَكْثَرَ مِمَّا عَمَرُوهَا وَجَاءَتْهُمْ رُسُلُهُم بِالْبَيِّنَاتِ ۖ فَمَا كَانَ اللَّهُ لِيَظْلِمَهُمْ وَلَٰكِن كَانُوا أَنفُسَهُمْ يَظْلِمُونَ
Moa ve tsy nandeha nitety tany izy ireo, mba hijereny izay niafaran’ireo niaina teo alohany ? Izy ireny dia natanjaka lavitra tamin'ny herim-batana, niasa ny tany, ary nameno izany mihoatra lavitra noho izay nataon’izy ireo. Ary tonga tamin’izy ireo, ireo Irany niaraka tamin’ny porofo mazava.Tsy i Allah mihitsy no nanao ny tsy rariny tamin’izy ireo, fa izy ireo ihany no nanao ny tsy rariny tamin’ny tenany.
10ثُمَّ كَانَ عَاقِبَةَ الَّذِينَ أَسَاءُوا السُّوأَىٰ أَن كَذَّبُوا بِآيَاتِ اللَّهِ وَكَانُوا بِهَا يَسْتَهْزِئُونَ
Rehefa avy eo, dia ratsy tokoa ny fiafaran’ireo mpanao ratsy, izay nilaza fa lainga ireo fanambaran’i Allah sy nanesoeso izany.
11اللَّهُ يَبْدَأُ الْخَلْقَ ثُمَّ يُعِيدُهُ ثُمَّ إِلَيْهِ تُرْجَعُونَ
Allah no nanomboka ny fahariana; ary Izy ihany no mamerina azy indray; ary any Aminy no hamerenana anareo.
12وَيَوْمَ تَقُومُ السَّاعَةُ يُبْلِسُ الْمُجْرِمُونَ
Ary amin’ny andro izay hahatongavan’ilay Ora, dia hanenina ireo mpanao heloka be vava.
13وَلَمْ يَكُن لَّهُم مِّن شُرَكَائِهِمْ شُفَعَاءُ وَكَانُوا بِشُرَكَائِهِمْ كَافِرِينَ
Ary tsy hanana mpanelanelana izy ireny avy amin’ireo izay nataony ho mpiara-miombon’antoka Aminy (Allah), ary izy ireo dia hitsipaka ireny mpiara-miombon’antoka nataony ireny.
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
11Andininy
Fandikana — Ar-Rum 11
Surah Ar-Rum Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Allah no nanomboka ny fahariana; ary Izy ihany no mamerina…Surah Andininy 11/60 — Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rum Henoy, Ar-Rum Fandikana, Ar-Rum mp3, Ar-Rum pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








