Loqmana · 34/34
Fandikana Fanononana — Loqmana
إِنَّ اللَّهَ عِندَهُ عِلْمُ السَّاعَةِ وَيُنَزِّلُ الْغَيْثَ وَيَعْلَمُ مَا فِي الْأَرْحَامِ ۖ وَمَا تَدْرِي نَفْسٌ مَّاذَا تَكْسِبُ غَدًا ۖ وَمَا تَدْرِي نَفْسٌ بِأَيِّ أَرْضٍ تَمُوتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ خَبِيرٌ ۝٣٤
Innal laaha `indahoo `ilmus saa`ati wa yunazzilul ghaisa wa ya`lamu maa fil arhaami wa maa tadree nafsum maazaa takisbu ghadaa; wa maa tadree nafsum bi ayyi ardin tamoot; innal laaha `Aleemun Khabeer
📖 Dikany Malagasy
Marina fa Allah, Izy no manam-pahalalana momba ilay Ora, ary Izy no mampidina ny ranon’orana ary mahalala ihany koa izay ao am-bohoka Izy.Tsy misy mahafantatra izay hanjo azy rahampitso, ary tsy misy mahafantatra aiza ny tany ahafatesany. Marina fa Allah Ilay Mahalala, Ilay Mahafantatra tanteraka ny zava-drehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-34 — Loqmana

32وَإِذَا غَشِيَهُم مَّوْجٌ كَالظُّلَلِ دَعَوُا اللَّهَ مُخْلِصِينَ لَهُ الدِّينَ فَلَمَّا نَجَّاهُمْ إِلَى الْبَرِّ فَمِنْهُم مُّقْتَصِدٌ ۚ وَمَا يَجْحَدُ بِآيَاتِنَا إِلَّا كُلُّ خَتَّارٍ كَفُورٍ
Ary rehefa misy onja tahaka ny aloka mandrakotra azy ireo, dia nangataka tamin’i Allah am-panokanana tanteraka ny fivavahana madio ho Azy izy ireo. Koa rehefa navotany izy ireo, ka tody soa aman-tsara teny an-tanety, dia mbola misy amin’izy ireo no tsy feno fankasitrahana. Ary tsy misy mitsipaka ireo famantaranay, afa-tsy izay rehetra be famadihana sy be fikomiana.
33يَا أَيُّهَا النَّاسُ اتَّقُوا رَبَّكُمْ وَاخْشَوْا يَوْمًا لَّا يَجْزِي وَالِدٌ عَن وَلَدِهِ وَلَا مَوْلُودٌ هُوَ جَازٍ عَن وَالِدِهِ شَيْئًا ۚ إِنَّ وَعْدَ اللَّهِ حَقٌّ ۖ فَلَا تَغُرَّنَّكُمُ الْحَيَاةُ الدُّنْيَا وَلَا يَغُرَّنَّكُم بِاللَّهِ الْغَرُورُ
Ô ry olombelona ! Aoka hatahotra ny Tomponareo ianareo, ary matahora ny andro iray izay tsy hamalian’ny ray na inona na inona ho an’ny zanany, na koa ny zanaka tsy hamaly na inona na inona ho an’ny rainy. Ny fampanantenan’i Allah dia marina tokoa. Aoka tsy hamitaka anareo àry ny fiainana eto an-tany, ka tsy hamitaka anareo eo anatrehan’i Allah ilay mpamitaka (satana) !
34إِنَّ اللَّهَ عِندَهُ عِلْمُ السَّاعَةِ وَيُنَزِّلُ الْغَيْثَ وَيَعْلَمُ مَا فِي الْأَرْحَامِ ۖ وَمَا تَدْرِي نَفْسٌ مَّاذَا تَكْسِبُ غَدًا ۖ وَمَا تَدْرِي نَفْسٌ بِأَيِّ أَرْضٍ تَمُوتُ ۚ إِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ خَبِيرٌ
Marina fa Allah, Izy no manam-pahalalana momba ilay Ora, ary Izy no mampidina ny ranon’orana ary mahalala ihany koa izay ao am-bohoka Izy.Tsy misy mahafantatra izay hanjo azy rahampitso, ary tsy misy mahafantatra aiza ny tany ahafatesany. Marina fa Allah Ilay Mahalala, Ilay Mahafantatra tanteraka ny zava-drehetra.
LoqmanaFizahan-takila Koraña
34Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Loqmana 34

Surah Loqmana Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa Allah, Izy no manam-pahalalana momba ilay Ora, ary…

Surah Andininy 34/34 — Loqmana لقمان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Loqmana Henoy, Loqmana Fandikana, Loqmana mp3, Loqmana pdf. Andininy 32–34. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers