Loqmana · 4/34
Fandikana Fanononana — Loqmana
الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ ۝٤
Allazeena yuqeemoonas Salaata wa yu`toonaz Zakaata wa hum bil Aakhirati hum yooqinoon
📖 Dikany Malagasy
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any an-koatra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 2-6 — Loqmana

2تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْحَكِيمِ
Indro ireo andinin’ilay Boky feno fahendrena.
3هُدًى وَرَحْمَةً لِّلْمُحْسِنِينَ
Tari-dàlana sy famindram-pò ho an’izay mpanao soa.
4الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any an-koatra.
5أُولَٰئِكَ عَلَىٰ هُدًى مِّن رَّبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Izy ireny no amin'ny làla-mahitsy avy amin'ny Tompon'izy ireo, ary izy ireny no nahazo ny fahombiazana.
6وَمِنَ النَّاسِ مَن يَشْتَرِي لَهْوَ الْحَدِيثِ لِيُضِلَّ عَن سَبِيلِ اللَّهِ بِغَيْرِ عِلْمٍ وَيَتَّخِذَهَا هُزُوًا ۚ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عَذَابٌ مُّهِينٌ
Ary misy amin’ireo olona tsy manam-pahalalana, no mividy teny tsara lahatra, mampivily tsy ho any amin’ny làlan’Allah, ary maneso izany. Hiharan’ny famaizana mahafabaraka izy ireny.
LoqmanaFizahan-takila Koraña
34Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Loqmana 4

Surah Loqmana Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome…

Surah Andininy 4/34 — Loqmana لقمان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Loqmana Henoy, Loqmana Fandikana, Loqmana mp3, Loqmana pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers