Al-Ahzab · 22/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
وَلَمَّا رَأَى الْمُؤْمِنُونَ الْأَحْزَابَ قَالُوا هَٰذَا مَا وَعَدَنَا اللَّهُ وَرَسُولُهُ وَصَدَقَ اللَّهُ وَرَسُولُهُ ۚ وَمَا زَادَهُمْ إِلَّا إِيمَانًا وَتَسْلِيمًا ۝٢٢
Wa lammaa ra al mu`minoonal Ahzaaba qaaloo haaza maa wa`adanal laahu wa Rasooluh; wa maa zaadahum illaaa eemaananw wa tasleemaa
📖 Dikany Malagasy
Ary raha nahita ireo antoko (mpiara-dia) ireo mpino, dia niteny izy ireo hoe : “Indro izay nampanantenain’i Allah sy ny Irany anay, ary nilaza ny marina Allah sy ny Irany”. Ary tsy nampitombo afa-tsy ny finoana sy ny fanoloran-tena tamin’izy ireo izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 20-24 — Al-Ahzab

20يَحْسَبُونَ الْأَحْزَابَ لَمْ يَذْهَبُوا ۖ وَإِن يَأْتِ الْأَحْزَابُ يَوَدُّوا لَوْ أَنَّهُم بَادُونَ فِي الْأَعْرَابِ يَسْأَلُونَ عَنْ أَنبَائِكُمْ ۖ وَلَوْ كَانُوا فِيكُم مَّا قَاتَلُوا إِلَّا قَلِيلًا
Mihevitra izy ireo fa tsy nandeha ireo antoko (mpiara-dia). Nefa raha tonga ireo antoko (mpiara-dia), dia maniry raha mba ho arabo tambanivohitra izy ireo sy manontany ireo vaovao momba anareo. Ary raha niaraka taminareo izy ireo, dia tsy mba niady afa-tsy ny vitsy an’isa ihany.
21لَّقَدْ كَانَ لَكُمْ فِي رَسُولِ اللَّهِ أُسْوَةٌ حَسَنَةٌ لِّمَن كَانَ يَرْجُو اللَّهَ وَالْيَوْمَ الْآخِرَ وَذَكَرَ اللَّهَ كَثِيرًا
Tena manana ohatra faka-tahaka tsara arahina indrindra ianareo amin’ny Irak’i Allah, ho an’izay manantena an’i Allah sy ny Andro farany, ary mahatsiaro an’i Allah hatrany.
22وَلَمَّا رَأَى الْمُؤْمِنُونَ الْأَحْزَابَ قَالُوا هَٰذَا مَا وَعَدَنَا اللَّهُ وَرَسُولُهُ وَصَدَقَ اللَّهُ وَرَسُولُهُ ۚ وَمَا زَادَهُمْ إِلَّا إِيمَانًا وَتَسْلِيمًا
Ary raha nahita ireo antoko (mpiara-dia) ireo mpino, dia niteny izy ireo hoe : “Indro izay nampanantenain’i Allah sy ny Irany anay, ary nilaza ny marina Allah sy ny Irany”. Ary tsy nampitombo afa-tsy ny finoana sy ny fanoloran-tena tamin’izy ireo izany.
23مِّنَ الْمُؤْمِنِينَ رِجَالٌ صَدَقُوا مَا عَاهَدُوا اللَّهَ عَلَيْهِ ۖ فَمِنْهُم مَّن قَضَىٰ نَحْبَهُ وَمِنْهُم مَّن يَنتَظِرُ ۖ وَمَا بَدَّلُوا تَبْدِيلًا
Misy amin’ireo mpino, lehilahy tokoa izay mijoro amin’ny marina tamin’ny fifanekena tamin’i Allah. Misy amin’izy ireo no nahatanteraka ny tanjony (maritiora), ary misy amin’izy ireo kosa no mbola miandry; ka tsy mba niovaova mihitsy izy ireo (tamin’ny fifanekena),
24لِّيَجْزِيَ اللَّهُ الصَّادِقِينَ بِصِدْقِهِمْ وَيُعَذِّبَ الْمُنَافِقِينَ إِن شَاءَ أَوْ يَتُوبَ عَلَيْهِمْ ۚ إِنَّ اللَّهَ كَانَ غَفُورًا رَّحِيمًا
Mba hanomezan’i Allah ny valisoa ireo mpanao ny marina nohon'ny fahamarinan’izy ireo sy hanafaizan'ireo mpiatsaravelatsihy, na havelany ny helok'izy ireo. Tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be Indrafo.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 22

Surah Al-Ahzab Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary raha nahita ireo antoko (mpiara-dia) ireo mpino, dia niteny…

Surah Andininy 22/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers